La vindicte populaire reprend de l’ampleur, sans foi ni loi. En une semaine, plusieurs cas ont été signalés et même rapportés sur la toile, comme des images banales faisant désormais partie de la réalité quotidienne, dans une société de plus en plus à cran. Pas plus tard qu’hier, une vidéo […]
Auteur/autrice : Adnews
Convocation à la cybercriminalité: tensions entre la Ceni et le Sénat
Tensions entre la Ceni et le Sénat. Faisant suite à la publication non autorisée des informations relatives à un projet de loi modifiant la loi électorale, soumis par le président du Sénat, Richard Ravalomanana, le premier vice-président de la Ceni, Andoniaina Andriamalazaray, a été convoqué cette semaine par le service […]
Miadana Fabien Privat : “Mila hatsaraina hiantohana ny tsy fitongilanana ny lalàm-pifidianana”
Hanao tombana ny fifidianana ny Ceni, ary hampiantso ireo mpisehatra amin’ny fifidianana ho amin’ny fanatsarana ny lalàna. Efa misy tolo-dalàna ny amin’izany eny amin’ny Antenimierandoholona. Maneho ny heviny ny tomponandraikitra amin’ny fanetsehana fiarahamonina sy olom-pirenena eo anivon’ny ONG Tolotsoa, i Miadana Fabien Privat. Dinidinika… Gazety Taratra (*) : Nilaza hanao […]
Fankalazana ny 26 jona : Tontosa ny diaben’ny Fahaleovantena
Ao anatin’ny fankalazana ny faha-65 taon’ny Fahaleovantena, nisy ny diaben’ny Fahaleoventana, omaly, teny Ambohijatovo nihazo ny Kianjan’ny Barea, Mahamasina. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny matson’ny mpilalao ny fanombohana ny hetsika ara-panatanjahantena. Nifanandrinan’ny Hery fiarovana sy filaminana tamin’ny tomponandraikitra ambony eny anivon’ny andrimpanjakana ny lalao baolina kitra fiadiana ny amboaran’ ny […]
Akamasoa- Père Pedro: Hisy horaisina mpiasam-panjakana
Nanamarika ny fitsidihana nataon’ny filoham-pirenena slovenianina teto Madagasikara ny fitsidihany ny toby Akamasoa an’ny Père Pedro, omaly. Nifanindran-dalana tamin’izay ny fitokanana sekoly teny Bemasoandro. Nohamafisin’ny filohan’ny Repoblika malagasy, nandritra ireo, ny fankasitrahany ny ezaka ataon’ity pretra ity sy ny mpanabe ao aminy. Izay nolazainy fa tsy mikely soroka tokoa amin’ny […]




