Jaojoby, Mily Clément, Samoëla, Tanjona Randrianarivelo, Mage 4 ary ny tarika ‘Zay. Io ny lisitry ny tarika hanafana ny hetsika « Festival Tsika Jiaby », andiany voalohany, eto Madagasikara. Fantatra ihany koa fa ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina no hanaovana ny hetsika, ny 3 sy 4 mey ho avy izao. Vaovao ofisialy, […]
Auteur/autrice : Adnews
« Star Tour » Antsirabe: Niverina ho efatr’andro an-danonana
Mitoetra ho hetsika goavana indrindra isan-taona. Rehefa fetin’ny Paka, ao Antsirabe hatrany ny fanokafana ny « Star Tour ». Hotontosaina ny 18 hatramin’ny 21 avrily, araka izany, ny amin’ity taona ity, manoloana ny Gara hatrany. Niverina ho efatr’andro an-danonana toy ny taloha ny “Star Tour” Antsirabe, amin’ity, raha ny fanazavana nentin’ny mpikarakara, […]
Andro iraisam-pirenena : Tsy mbola mahazo laka ny boky sy ny zon’ny mpanoratra
Hankalazaina tsy ho ela ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny boky sy ny zon’ny mpanoratra. Ho an’i Madagasikara, tsy mbola zava-dehibe ny boky sy ny zon’ny mpanoratra. 23 avrily, Andro maneran-tany ho an’ny boky sy ny zon’ny mpanoratra. Taona 1975, nanomboka nihena andro aman’ alina ny fampiasana ny boky teto Madagasikara. […]
Vaovao tambatra
Miverina ny delestazy eto Antananarivo, izay maharitra adiny roa isan’andro, araka ny fanambaran’ny Jirama. Antony, nihena ny haavon’ny rano any amin’ny toby Andekaleka, satria tsy ampy sahady ny rotsakorana amin’izao volana avrily izao. Mandeha ny fanarenana ny RN7, mampitohy an’Antananarivo sy Antsirabe. Fikojakojana mahazatra, vatsian’ny Banky iraisam-pirenena sy ny Tahirimbolan’ny […]
Vokatry ny fanadihadian’ny USAP-CMA 2025: Niakatra ho 67,07% ny naoty azon’i Madagasikara
Tsara ny vokatra! Niakatra 25 ny isa azon’i Madagasikara taorian’ny fanadihadiana momba ny «Universal Security Audit Programme – Continuous Monitoring Approach» (USAP-CMA) nataon’ny Organisation internationale de l’Aviation Civile (OACI), ny 13 ka hatramin’ny 22 janoary 2025. Nohadihadiana avokoa ireo mpisehatra ana habakabaka eo anivon’ny Aviation civile de Madagascar (ACM) ka […]




