« Efa ela loatra… ». Nosafidiana manokana ho lohahevitry ny fankalazana ny faha-45 taona nilomanosan’ny Olombelo Ricky tao anatin’ny mozika io. Nihaona indray tamin’ny mpanao gazety izy sy ny mpikarakara, omaly, tetsy amn’ny Ny havana 67 Ha. « Samy hahazo ny anjarany ny mpankafy tsirairay, tao anatin’izay fotoana lavalava izay », hoy ny fampanantenany […]
Auteur/autrice : Adnews
Tranomboky Analakely: Novatsian’ny japoney boky
Mihabevoho hatrany. Nanolotra boky miisa 300 ho an’ny Tranomboky monisipalin’Antananarivo, etsy Analakely, ny masoivohon’i Japon, omaly. Boky amin’ny teny frantsay miisa 300, izay miresaka momba ny tantaran’i Japon, ny kolontsaina, tantara an-tsary, boky fianarana, sns ireo. « Mety ireto boky ireto no hahafantaran’ny Malagasy voalohany an’i Japon. Mety handrisika azy ireo […]
Fampirantiana « Safiotra »: Haneho ny tafan-kolontsaina marolafy
Handray fampirantiana marolafy anisan’ny lehibe indrindra ny Fondation H. Ho avy hitondra ny « Safiotra » ao i Yinka Shonibare, miaraka amin’ireo vahiny sy Malagasy manan-talenta sy manampahaizana hafa, hihodidina ny lohahevitra amin’ny alalan’ny kanto sy ny tafa. «Safiotra » [Hybridités/Hybridities]. Io indray no anaran’ny fampirantiana goavana sy iraisam-pirenena horaisin’ny Fondation H, manomboka […]
VAOVAO TAMBATRA
Ho afaka manodina fako 60 taonina isan’andro ny ivontoerana iray any Toamasina, izay havadika ho lasa akora hafa azo ampiasaina indray. Ho vita amin’ity taona 2025 ity ny asa fananganana ny fotodrafitrasa. Hisy iray faharoa koa an-dalam-pametrahana eto Antananarivo. Haharitra tapa-bolana ny fitsirihana faharoa ny findramam-bola nohamoraina (Fec) sy ny […]
Base Toliara: Miandry ny hanombohan’ny asa ireo kaominina
Nohamafisin’ireo kaominina voakasiky ny tetikasa Base Toliara, ao amin’ny distrika Toliara II (Ankilimalinike, Tsianisiha, Maromiandra ary Belalanda), ny fanohanany ny orinasa Base Toliara. Nambaran’ny ben’ny Tanàna Maromiandra, i Felix, fa nanohana hatrany ity tetikasa ity ny tenany hatramin’ny nanombohany mandrak’ankehitriny. Nanao antso avo ho an’ny Base Toliara izy mba tsy […]




