Auteur/autrice : Adnews

Andron’ny zandarimaria : Nomarihina tamin’ny fanolorana medaly ho an’ny zandary sy sivily

Notontosaina omaly, tao amin’ny Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary, ny Andron’ny zandarimariam-pirenena eto Antananarivo. Nahitana hetsika mahakasika izany avokoa ny renivohi-paritany rehetra manerana ny Nosy. No­santarina tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana ny fotoana. Nisy fanolorana mariboninahi-pirenena sy medaly ho an’ny zandarimariam-pirenena sy ny sivily miara-miasa amin’izy ireo ary ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny fandriampahalemana. Tanjona ny […]

INDRAY MIJERY

4 taona ny nijoroan’ny SMA misahana ny fanadiovana an’Antananarivo amin’ny maha satana orinasa tsy miankina azy. Nomena mari-pankasitrahana ireo mpiasa 141 nahavita be tamin’ny asany. Ny 117 tamin’ ireo dia notolorana ny medaly volafotsy ary ny 24 nahazo alimo. Nofanina ireo mpitatitra amin’ny Cyclo-pousse ao an-tampon-tanànan’i Toamasina. Manodidina ny 300 […]

Fampahafantarana ny toetry ny andro: Arifomba ireo fitaovana nohavaozina

Mandritra ity taona ity no hanamarihina ny nananga­nana ny fikambanana maneran-tany misahana ny toetry ny andro (OMM). Lohahevitra hovoizina ny hoe: “Andao hiaraka hanarina ny lesoka amin’ ny fampitandremana mialoha”. Manasongadina indrindra ny maha zava-dehibe ny fanamafisana ny rafitra fampitandremana mialoha ho fiarovana ny mpiara-belona amin’ny loza voajanahary ny lohahevitra. […]

SPSM : Hatao any Toamasina ny kongresy

Hotanterahina any Toamasina, ny volana aogositra izao, ny kongresin’ny firaisankinan’ny mpiasan’ny fahasalamana eto Madagasikara (SPSM) amin’ity taona ity. Vinavinaina ho 7 000 ireo mpizaika ho tonga hiatrika izany. Fotoana hanamafisana ny fiombonan’ny mpiasan’ny fahasalamana rehetra manerana ny Nosy ny kongresy. Maro ny hetsika hatao ao anatin’izany ho fanehoana firahalahiana. Fifaninanana […]

Autisme Madagascar : “Tsy mbola misy ny fiahiana sosialy ho an’ny olona autiste”

Nizara ny vokatry ny fanadihadiana momba ny fahasalamana ara-pananahana ho an’ny olona manana fahasem­banana ny fikambanana Autisme Madagasikara anatin’ny tetikasa Miray, omaly, teny Antaninarenina. Nanasongadina ny vokatra fa mbola misy ny sa­kana sy ny fady amin’ny firesahana fahasalamana sy zo ara-pananahana ho an’ny olona manana fahasemba­nana eto amintsika. Taorian’ny fidinana […]