Auteur/autrice : Adnews
Ligin’Analamanga, taranja basikety : Mifototra amin’ny fikarakarana ny eny ifotony
Nanomboka ny sabotsy sy alahady lasa teo ny fifaninanana rezionaly eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja basikety, ho an’ny taom-pilalaovana 2025. Nisy ihany koa talohan’izay ny fivoriambe notanterahina ny zoma 21 marsa lasa teo nahafahana namaritra ny fandaharam-potoana sy ny tetiandro ho an’ity taona ity. Araka ny efa tanjona napetraky ny liginAnalamanga […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 110 tapitrisa dolara ny vola vatsian’ny Banky iraisam-pirenena hanavaozana ny fotodrafitrasam-pitaterana eto Madagasikara. Voakasik’ izany ny fanitarana ny seranan-tsambon’i Mahajanga, ny fanavaozana ireo seranam-piaramanidina tantanin’ny Adema. Eo koa ny famatsiam-bola hanohanana an’i Madagascar Airlines sy ny vina hametrahana ny lalam-by vaovao mampitohy an’i Toamasina sy Antananarivo. Hitarika sy hanao […]
“Global Digital Summit 2025”: Hafainganina ny fisitrahana herinaratra
Miantoka ny fampandrosoana ny toekarena sy ny angovo ny sehatry ny niomerika. Manatsara ny fitantanana, ny fampandrosoana ny tambajotran-jiro ary mampiroborobo ny tontolon’ny fanabeazana ary ireo fiofanana samihafa izy io. Navoitran’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra, Stéphanie Delmotte, ny momba ny Nexus Energie […]
“Fojaeb” : Hifampizara traikefa ny tanora afrikanina
∑P11Tanora manodidina ny 500, avy amin’ny firenana 54 aty Afrika no handray anjara amin’ny Fihaonamben’ny tanora mahakasika ny toekarena manga (Fojaeb) andiany faharoa, ao Toliara. Hifampizara traikefa mandritra ny telo andro ao an-toerana ireo tanora afrikanina sy ireo manam-pahaizana maro ary ireo mpiara-miombon’antoka isan-tokony. Toerana ahitana ranomasina, renirano, seranan-tsambo, fanjonoana […]




