Nanatanteraka fifaninanana “Gala Andrefan’Iarivo”, taranja savate, ny klioban’ny Voix de la Sagesse, ny faran’ny herinandro teo, teny Ambohijanahary. Nambaran’ny filohan’ny klioba, Razafimahatratra Joany Fanambinantsoa, fa taranja hain’ny Malagasy ny savate saingy nangina tanteraka tato ho ato. Manao antso izy ny hijerena akaiky ny taranja ho an’olon-tokana toy ny savate izay […]
Auteur/autrice : Adnews
« Inter Media 2025 »: Niampy taranja tsipy kanetibe
Araka ny valandresaka natao tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy Ambohidahy, hotanterahina ny 10 mey ho avy izao ny fifaninanana ho an’ireo orinasa an-gazety, “Inter –Media 2025”. Hiavaka ity andiany fahatelo ity, hiampy ny taranja tsipy kanetibe ny lalao hifaninanana, raha toa ka mbola eo ihany koa ny baolina kitra ho […]
Lalao ara-pirahalahiana : Hifandona ny kalaza fahiny sy ny olo-malaza malagasy
Raikitra ihany izy ity. Hifandona etsy Mahamasina, anio, ireo mpilalao baolina kitra malaza fahiny tany ivelany sy ny olo-malaza malagasy. Natao hitadiavana vola hanamboarana fotodrafitrasa ara-panatanjahantena eto Madagasikara ity hetsika ity. Hotanterahina anio, eo amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lalao ara-pirahalahiana “Alefa Madagascar 2025”, izay hihaonan’ny Team des Héros, ivondronan’ireo […]
TARATRY ny KANTO
Tonga omaly i Oboy. Izy no vahiny andrasana manokana mandritra ilay «Match de gala» etsy Mahamadina, anio tolakandro. Amin’ny fotoam-pialantsasatra no hiakatra ny kianja ity frantsay mpanakanto mpanao rap fa teratany malagasy ity. Fanamarihana ny 29 marsa : misy fampirantiana mitety sekoly. Teny amin’ny Lycée Belanitra Ilafy sy Andriamborona Ambohimanga […]
« Don’t miss the chance »: Seho lehibe miaraka amin’ny CMA
«Hararaoty ny andro azo hanaovan-tsoa» (Efe 5:16a) na «Don’t miss the chance». Io ny lohatenin’ilay fampisehoana lehibe hotanterahin’ny Chorale Maintimolaly Ambohitantely (CMA), ny zoma 28 marsa izao manomboka amin’ny 7 ora hariva, eny amin’ny Canal Olympia Andohatapenaka. Haharitra adiny roa ny fampisehoana. Nasaina manokana ireo mpanakanto manana ny maha izay […]




