Auteur/autrice : Adnews

Women Rock in Digital : Soa fanararaotra ho an’ny vehivavy ny IA

Mivoatra hatrany ny hetsika karakarain’ny Avana Hub. Miditra amin’ny andiany fahenina amin’ny « Woman Rock In Digital » ny mpikarakara. Nampahafantarina teny amin’ny école 42 Andraharo, ny sabotsy teo izany. Lohahevitra amin’ity taona ity ny “vehivavy, ny saina voatry ny olombelona (IA) sy ny hoavin’ny asa: ahoana ny hamadihana ireo fanamby ho […]

VAOVAO TAMBATRA

Hanome sehatra matihanina ho an’ireo mpanao asa tanana malagasy ny village artisanale atao eny Ivato. Fitaratra hamondronana ireo karazana asa tanana izany no hampirantiana sy hamarotana ny vokatra. Ho hita eny an-toerana ihany koa ireo tolotra amin’ny fanondranana sy birao fanakalozana vola vahiny. Hapetraka ny faritra afaka haba iraisam-pirenena eo […]

Taom-pamokarana 2023-2024: 4 300 taonina ny lavanila naondrana

Nahatratra 4300 taonina (t) ny lavanila naondran’i Mada­gasikara teo amin’ny tsena iraisam-pirenena, ho an’ny taom-pamokarana 2023-2024. Mihoatra lavitra noho ny filana maneran-tany izay tombanana manodidina ny 2 500 t izany, araka ny tatitry ny filan-kevitry ny minisitra farany teo. Mbola milanja 931 t ihany koa ny lavanilina aondrana telo volana mialoha […]

Vidim-piainana : Miaina anaty fahantrana ny Malagasy 8 amin’ny 10

Nidangana ny vidim-piainana eto Madagasikara, nitotongana ihany koa ny toekarena nandritra ny taona 2024. Miaina anaty fahantrana ny Malagasy valo amin’ny folo, araka ny fanadihadiana navoakan’ny Afrobarometer. Nivoitra tao anatin’izany fa tsy manam-bola ny 94% ny Malagasy. « Miaina anaty tsy fanjarian-tsakafo ihany koa ny 65% ary tsy ampy fitsaboana ny […]

INDRAY MIJERY

Hahazo vahana amin’ny ankapobeny ny volonandro fahavaratra. Tombanana hahazo vahana miserana kosa anefa ny varatraza, ny zoma ho avy izao. Ho maina amin’ny ankapobeny ny andro any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy ato anatin’ny dimy andro ho avy. Andrasana kosa ny orana tandrifin-drahona any an-toerana, ny faran’ny herinandro. Tombanana hitoetra hatrany […]