Ny 29 marsa hifoha 30 marsa izao no hankalazaina maneran-tany ny Taom-baovao malagasy. Fotoana ahafahana manararaotra ny hitodihana any amin’ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ny fomba malagasy. Iray amin’ireny ny kilalao fahiny nisy teto amin’ity Nosy ity. Mety ho samihafa, mety hitovy izy ireny. Miankina amin’ny faritra sy toerana […]
Auteur/autrice : Adnews
Taom-pikatrohana 2025: « Mahazo aina hatrany ny tontolon’ny hiragasy »
Hiragasy, kolontsaina anisan’ny mbola mahatazona ireo singa maro maha Malagasy ny Malagasy. Nosokafana, omaly, ny taom-pikatrohana 2025. Tonga maro ny mpijery… Tetsy amin’ny Kianjan’ny Hiragasy Ampefiloha no nanatanterahina ny « Hiragasy goavam-be », nanokafana ny taom-pikatrohana 2025 ho an’ny hiragasy. Anisan’ny nampiavaka ity adin-kiragasy nifanandrinan-dRapaulson Fenoarivo Gara sy Fredy Kely avy any […]
FANTINA sy FINTINA
Niezaka nampitovy tadin-dokanga noho ny disadisa ny vovonana Firaisankina, notronin’ireo depioten’izy ireo avy, tetsy Faravohitra, ny zoma teo. “Ilaina arindra aloha ny ato amintsika. Hapetraka ny hambo-po fa mila mijoro isika manoloana izao mahazo ny vahoaka sy ny firenena izao. Ilaina ny fananana fijery mitovy”, hoy Ravalomanana Marc. Efa any […]
Rabary Paul : “Tapi-dalan-kaleha ny fanoherana”
“Hatramin’izao aloha, tapi-dalan-kaleha ny fanoherana”, hoy ny fanehoan-kevitry ny mpandinika fiarahamonina sady filohan’ny antoko Ny Fireneko, Rabary Paul, ny amin’ny toerana misy ny mpanohitra amin’izao taorian’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna. Tsy mankany amin’izay fandresen’ny fanoherana izay ny fanapahan-kevitry ny vahoaka sy ny vokatra tamin’iny fifidianana kaominaly iny. Ohatra, […]
Ny fiainam-bahoaka aloha…
Aiza ho aiza izay fanatsarana ny fiainam-bahoaka amin’izao? Hoe tsy misy hadino… Lalina sy maharitra ary mahahenika ny rehetra ny fahantrana. Manampy trotraka ny fahasahiranana noho ny anton-javatra samihafa hoe tsy azo ihodivirana: fidanganan’ny vidim-piainana noho ny hoe krizy maneran-tany. Maneran-tany ary tsy mahafa-bela koa ny fiovaovan’ny toetr’andro: raha […]




