Auteur/autrice : Adnews

Fihaonana an-tampon’ny COI : Nampitandrina ireo mikasa hanakorontana ny mpitondra

Mbola nanamafy ny efa nambarany ny herinandro lasa ny mpitondra. Hentitra sy nahitsy ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, i Mara Volamiranty Donna. “Miara-miasa isika rehetra ary manome toky fa handray andraikitra, raha misy olona miezaka sy manana eritreritra hamboly korontana amin’ny fitiavan-tena sy ny kajikajy politika manokana. Mijoro […]

TSELATRA

Lehilahy tsy salama saina, 30 taona, no matin’ny fitsaram-bahoaka tany amin’ny fokontany Amberobe, kaominina Ambohimiadana, Andramasina, afakomaly tamin’ny 7 ora sy sasany hariva. Hitan’ny olona saika hangalatra vary tao amin’ny tanàn’Ambatonimanana izy io ary nandositra avy hatrany taorian’izay. Novonoin’ny olona izy ary naratra mafy. Tonga nijery ny zava-misy ny zandary […]

Behoririka: Olona dimy naratra voafaokan’ny taxi-be

Nitrangana lozam-pifamovoizana indray tetsy Be­horirika, tamin’ny lalana Do­kotera Ramisaray, omaly tamin’ny 10 ora sy sasany maraina. Tsy fahatomombanana teo amin’ny fiara Mer­cedes-Benz Sprinter, zotra 199, ny antony niavian’ny loza. Avy any Analakely hihazo an’i Behoririka io fiara io, no tapaka hisatra tampoka teo am-pidinana ka nifaoka olona. Voafaokany voalohany, nandritra […]

Vaky fasana : Lehilahy nahitana taolam-paty iray gony

Voasambotry ny mpitandro filaminana tao amin’ny trano fonenany ny lehilahy iray nihazona taolam-paty iray gony, tao Ampasimototra, fokontany Mahatsinjo II, kaominina Vohipaho, distrikan’i Vangaindrano, ny 12 avrily teo. Nahatsikaritra fihetsika hafahafa tamin’io lehilahy io ny mponina manodidina. Nampandre avy hatrany ny miaramila miasa ao an-toerana izy ireo. Natao ny fikarohana […]

Fandrobana mpanao aferam-bato: Vola 40 000Ar no namonoana ilay Sinoa

Maty noho ny tsindron’antsy natao azy ny teratany sinoa iray, afakomaly. Vola 40 000 Ar no nangalarin’ireo jiolahy nandroba azy. Mpanao aferam-bato ity lasibatra Mpanatitra vato sarobidy ao amin’ilay teratany sinoa ihany no tom­pon’atoka tamin’ny famonoana azy, tao amin’ny fokontany Ambondrona, kaominina renivohitra Mahajanga, ny alatsinainy 14 avrily teo. Hiditra […]