Auteur/autrice : Adnews

Basikety 3×3 – “Women’s Series Bangkok”: Tsy tafavoaka vondrona ny Ankoay, sokajy vehivavy

Tsy niatrika ny dingana manaraka izay notontosaina omaly, ny Ankoay fa resy indroa tao amin’ny vondrona “B” misy azy, ny asabotsy lasa teo, tamin’ity lalao basikety “Women’s Series Bangkok” ity. “Tsy nahomby !” Tsy nivoaka vondrona tao amin’ny sokajy “B” misy azy ny ekipam-pirenena malagasy, vehivavy, ny sabo­tsy lasa teo, […]

VAOVAO TAMBATRA

Hampiroboroboina ireo seranam-piaramanidina tantanin’ny Adema SA. Fantatra izany nandritra ny fampitana am-bava natao teo anivon’ny filankevitry ny minisitra, ny herinandro lasa teo. Tafiditra ao anatin’ ny asa ny hanamafisana ny fiarovana sy ny fotodrafi­trasa any amin’ireo seranam-piaramanidina. Miisa 55 ny seranam-piaramanidina tantanin’ity orinasam-panjakana ity, ankoatra ny eto Antananarivo sy Nosy […]

Mpiaro ny zon’ny mpanjifa: “Malalaka ny safidy “

” Fotoana mahamety azy ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fanjakana momba ny fampiatoana vonjimaika ny haban-tseranana sy hetra amin’ny vary hafarana”, hoy ny fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa. Tsy mbola mahasehaka ny filàna ny vokatra eto Madagasikara. Antony nahatonga ireo fikambanana niray feo tamin’ny fanjakana. Nambaran’izy ireo fa hanamafy ny fitsinjovana ny […]

Fitrandrahana volamena : Tsy azo ampiasaina ny merkiora

Anisan’ny tena ahitana fitrandrahana volamena (AMEA) any amin’ny kaominina Antanimbary, distrika Maevatanàna, Faritra Betsiboka. An’arivony ireo mpitrandraka madinika any, nidina ifotony ny fanjakana nanentana azy ireo. Nampahafantatra ireo mpisehatra amin’ny volamena ny lalàna ny minisitera foibe avy aty Anta­nanarivo, nahitana ny mpanolotsaina teknika, ny tale jeneraly ny Ivontoerana momba ny […]