Hitrotro am-bavaka ny dingana rehetra amin’ ny fanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena eny amin’ny village Ivoara, amin’ny 25 aogositra tolakandro ho avy izao, ny foiben’ny Fiombonan’ny fiangonana krisitianina eto Madagasikara (FFKM). Hatolotra amin’ izany ireo mpandrindra nasionalin’ny ny fikaonandoham-pirenena. Tsy mifanaraka amin’ny lalàmpanorenana ny lalàna 2026-005 momba ny politika fampiasana ny teny […]
Auteur/autrice : Adnews
KMF/Cnoe: “Tokony hiainga any ifotony ny fifidianana”
“Tokony hiainga any ifotony ny fifidianana”, araka ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Namearison Robert, ny faran’ ny herinandro teo, ny amin’ny hoe fanatanterahana fifidianana voalohany amin’ny jolay 2027. Raha milaza ny lalàmpanorenana fa vondrombahoaka itsinjaram-pahefana ny fokontany, miainga amin’izay ny fifidianana. Hatramin’izao, tsy fantatra izay lalàmpanorenana […]
Mahantra, hono…
Anisan’ny firenena faran’izay mahantra, hono, i Madagasikara.Na maneran-tany io, na aty Afrika, na aty amin’ ny faritry ny ranomasimbe Indianina. Samy milaza an’izay na ny vahiny; eny, na ny teratany eto an-toerana aza. Ndeha hatao hoe: hono, fa raha ny marina: firenena manan-karembevava i Madagasikara, fa ny vahoaka ao […]
Filohan’ny Fanavaozana : “Ny fihavanana no mampandroso”
Tontosa ny faran’ny herinandro, tao amin’ny kaominina Evato, distrikan’i Farafangana, ny fanamafisam-pihavanana teo anivon’ny fikambanana Tohitroky, ivondronan’ny foko valo. “Sarobidy amiko ny fihavanana. Raha tsy mihavana sy mifankatia isika, tsy handroso izany i Madagasikara. Nozarazaraina isika nanomboka tany amin’ny fanjanahantany.” Io ny nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny kolonely Randrianirina […]




