Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny amin’ny ANS (Académie nationale du sport) Ampefiloha, ny fiofanana ho mpampianatra, ho an’ny taranja karate. Fiofanana hahazoana ny mari-pahaizana DAF (Diplôme d’animateur fédéral). Mpiofana 15 manerana ny Nosy no miatrika izany, haharitra herinandro. Misy ny avy any Fort Dauphin, Fianarantsoa, Vakinankaratra, Alaotra Mangoro ary […]
Auteur/autrice : Adnews
Minisitra Abdulah Marson Moustapha: Nitsidika ny foiben’ny Caf any Egypte
Miezaka mitady vahaolana mahakasika ny baolina kitra eto Madagasikara ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Abdulah Marson Moustapha. Nisy ny fifampiresahany tamin’ny sekretera jeneralin’ny Caf, any Egypta. Anisan’ireo taranja tena mahasarika ny tanora ny baolina kitra. Araka ny vaovao hita omaly, tao anaty pejin’ny Kaonfederasiona afrikanina (Caf), tonga […]
Baolina kitra U15 – SOS Sokake Cup: Hanafika eto Madagasikara i Nouvelle-Calédonie
Hotanterahina etsy amin’ ny Kianjaben’i Mahamasina, ny 4 ka hatramin’ny 6 aogositra ho avy izao, ny « SOS Sokake Cup » na « Eco-tournoi international », taranja baolina kitra. Fifaninanana ho an’olona 11 ary natokana ho an’ny sokajy U15, lahy sy vavy. Io no nambaran-dRazafindrakoto Léon, talen’ny alan-javaboahary arovana any Thonye, Nouvelle-Calédonie, sady mpikarakara ny […]
Fiatrehana ny tondradrano : Tokony hirosoana ny fanadiovana an’i Sisaony
Anisan’ny ahitana olona traboina maro ny ao amin’ny faritra Antananarivo Atsimondrano, rehefa vanim-potoanan’ny orana tahaka izao. Lasibatra amin’izany ny etsy Ampitatafika sy Anosizato. Antony mahatonga izany ny fiakaran’ny rano, noho ny tsy fisian’ny fivoahany, raha ny fanadihadiana natao tamin’ny ben’ny Tanànan’ Ampitatafika, Rado Ramparaoelina. Nodiovina farany ny renirano Sisaony tamin’ny […]
Futsal – Ligin’Analamanga : Misokatra ho an’ny rehetra ny fifaninanana
Nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa na Maire Tôta, filohan’ny ligin’Analamanga, ny alahady lasa teo, teny Iavoloha, fa hanomboka ny 28 febroary – 2 marsa ho avy izao, ny fifaninanana futsal, sokajy vehivavy sy lehilahy, eto an-drenivohitra. Araka ny fanazavana nataony, hisokatra ho an’ny rehetra ny fifanintsanana, ka eny amin’ny biraon’ny ligin’Analamanga no hanaovana […]




