Mbola mitaintaina toy ny sahobakaka ambody riana ny mpitia baolina kitra malagasy ankehitriny. Miandry fatratra, ny fankatoavana ny kianjaben’ny Mahamasina na ho afa-panadinana indray sa hamerina kilasy ka hojerem-potsiny toy ny tany nahalavoana indray io fotodrafitrasa mirentirenty fatratra io. Tsy mbola very fanantenana ny maro satria ny nofy no tonga […]
Auteur/autrice : Adnews
Basikety: Tafita hiatrika ny « Afrobasket 2025 » ny Ankoay
Tratra ny tanjona ! Tafita hiatrika ny fifaninanana « Afrobasket 2025 » hatao any Angola amin’ny volana aogositra izao, ny ekipa malagasy, Ankoay lehilahy. Na dia teo aza ny faharesena nanoloana ny Repoblikan’ny Centrafrique, omaly. Ampy nangalan’ny ekipa malagasy Ankoay, ny tapakilan’ny « Afrobasket 2025 », ny fandresena azony, nandritra ny fifaninandrinana tamin’ny faraona an’i […]
Taranja Muay Thaï: Mitrandraka traikefa any Thailande ny DTN, maître Gildas
Tohin’ny fiofanana nampitain-davitra efa narahany amam-bolana maro, izay nanomboka tamin’ny tapatapaky ny taona 2024, miatrika fiofanana matihanina any Thailande, ny Tale teknika nasionaly eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny Muay Thaï, Maître Razanajatovo Gildas. Fiofanana natokana ho an’ny mpitarika sy mpampianatra ny taranja Muay Thaï no hatrehany any an-toerana mandritra ny iray […]
FANTINA sy FINTINA
Nambaran’ny minisitra Andriantsitohaina Naina, tany Ambositra, tamin’ny fametrahana samboady ireo ben’ny Tanàna fa ilaina ny haitarika na kely aza ny hoenti-manana. “Ny fitondrana fanavaozana sy ny fahaizana mitantana no soritra hita voalohany amin’ny fomba fiasa. Ilaina sahy amin’ny fanapahan-kevitra ary tokony ho hentitra sy marina”, hoy izy ny zoma teo. […]
Fahaiza-mitarika ara-politika aty Afrika : Azon’ny filoha Rajoelina Andry ny amboara
Niakatra ny sehatra avo tamin’ity fifaninanana nokarakarain’ny gazety boky « African Leadership Magazine – ALM » ny filoha Rajoelina Andry. Voafidy ho “Leader politique africain de l’année” na mpitarika politika mendrika aty Afrika ny tenany rehefa nahazo salanisa ambony indrindra, maherin’ny 65% raha 20% ny azon’ny filohan’i Seychelles ary 13% mahery kosa […]




