Auteur/autrice : Adnews

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina ny alahady 23 febroary ho avy izao, etsy Mahitsy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Moto, sokajy “Enduro”. « Endurance Cram” moa ny anaran’ny hetsika. Tsiahivina fa ity ny fifanintsanana voalohany amin’ity taom-pilalaovana 2025 ity. Tontosa ny herinandro lasa teo ny fifaninanana fanokafana ny taom-pilalaovana 2025, ho an’ny taranja […]

Ping pong – AFRIKA : Mpilalao enina hiaro ny voninahi-pirenena

Hotontosaina any Tunisie, ny 25 hatramin’ny 27 febroary ho avy izao, ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja tenisy ambony latabatra, “Ping Pong”, sokajy lahy sy vavy. Araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny Federasiona malagasin’ity taranja ity (FMTT), omaly, mpilalao enina, efatra lahy sy roa vavy, no hiaro ny voninahitr’i Madagasikara, […]