Auteur/autrice : Adnews

“Afrobasket 2025” : Fantatra ireo mpilalao 12 mirahalahy

Nivoaka omaly ny lisitra ofisialin’ireo mpilalao mandrafitra ny ekipan’ny Ankoay, hiatrika ny dingana faran’ny fifanintsanana amin’ny “Afrobasket 2025”, hatao ny 21 hatramin’ny 23 febroary izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Telo andro tsy higadonan’ny fifaninanana, vonona ary efa feno ireo mpilalao 12 mirahalahy voafantina handrafitra ny ekipa nasionaly Ankoay. Izy […]

INDRAY MIJERY

Noho ny fisian’ny filazana loza miloko mena amin’ny fiakaran’ny rano sy ny mety ho fitohizan’izany ho an’Antananarivo sy ny manodidina, araka ny fampitandreman’ny BNGRC, mbola tsy mianatra ny mpianatra anio alarobia 19 febroary 2025. Voakasik’izany ny Cisco Tanà Ville, Atsimondrano, Avaradrano, Ambohidratrimo, Manja­kandriana, ary ny Cisco Anjozorobe. Miverina ny fampianarana […]

Soavinandriana sy Ifanadiana: Nahomby ny tetikasa MMS

Vita ny tombana farany mahakasika ny tetikasa andrana fizarana singam-pamelomana maro ho an’ny vehivavy mitondra vohoka (MMS pilote) natao tao amin’ny distrikan’i Soavinan­driana Itasy sy Ifanadiana, ao Vatovavy. Nisongadina ny vokatra na ho an’ny reny na ho an’ny zaza mahakasika ny fahasalamana sy fanjarian-tsakafo. Efa nampiana tsikelikely ireo distrika roa […]