Misaona ny tontolon’ny baolina kitra malagasy. Nindaosin’ny fahafatesana omaly, tany Toamasina, ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) teo aloha, i Benony Jacques. Raha tsiahivina, nitantana ny komitim-pirenena tamin’ny fandrindrana ny baolina kitra, ny taona 1990 – 1994, rehefa nandalo olana ity taranja ity. Taorian’io, nirotsaka ho filohan’ny federasiona ka […]
Auteur/autrice : Adnews
Fihaonana an-tampony faha-38 : Hitondra fanovana ho an’i Afrika, i Madagasikara
“Nanambara ny fahavononany hitondra fanovana azo tsapain-tanana ho an’i Afrika, i Madagasikara”, hoy ny filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina, tany Addis-Abeba. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tao Addis-Abeba ny andiany faha-38 amin’ ny fihaonana an-tampon’ireo filoham-panjakana sy governemantan’ny Vondrona afrikanina. Mandray anjara feno amin’ ireo adihevitra sy fivoriana any an-toerana ny Filohan’ny […]
INDRAY MIJERY
Mpisitraka Haratonaina an-tanàn-dehibe miisa 2 600, avy amin’ny Firaisana 7, ao Fianarantsoa Renivohitra, no notolorana mari-pankasitrahana rehefa nanaraka fiofanana ahafahany manatsara ny fihariany. Niofana momba ny fiompiana akoho gasy nohatsaraina, fiompiana kisoa, fanaovana mofo mamy sy nahandro, zaitra ary fahaiza-manao mahakasika ny varotra izy ireo. Nihaona tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely ny […]
Fanalana tsikafona etsy Marais Masay : Hanatsara ny fikorianan’ny rano
Manohy ny fikojakojana sy fanadiovana ary fanalana ireo tsikafona eny amin’ny farihin’i Marais Masay Atsimo, mirefy 20ha, ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, amin’ny alalan’ny Apipa. Nisy ny fidinana ifotony nataon’izy ireo teny an-toerana, ny sabotsy lasa teo. Fotoana nanohizana ny fanadiovana. Miha betsaka ny tsikafona amin’izao fotoan’ny […]
minisiteran’ny Mponina : Zana-kazo 3 000 isa novolena
Nosafidian’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina manokana ny toerana any Antsapanimahazo, nanatanterahina ny fambolen-kazo tamin’ity taona ity. Io toerana io no handray ireo olona hifindra monina sy vonona hiary ao. “Ho fanajariana ny tanàna haha te-honina mba hovantanan’ireo olona voasokajy ao anatin’ny tetikasa Ankohonana Miarina no anton’ny fambolen-kazo”, hoy ny […]




