Mahalava velona ny olona ny fikolokoloana ny vatana amin’ny alalan’ny fanetsiketsehana ireo taova rehetra anaty sy ivelany. Maro ny fomba hanaovana izany fa anisan’iray goavana ny fanatanjahantena. Tsy mifidy taona na sarangan’olona ny fampiasam-batana. Misy anefa ireo tsara ho fantatra araka ny torohevitr’ireo manam-pahaizana manokana. Dingana voalohany amin’ny fampiasam-batana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Hetsika niavaka teny amin’ny Kianja Masoandro. Nandray ny seho haisorakanto, niarahana tamin’i Rima sy i Tsiahy Andrianina ny toerana, ny asabotsy teo. Fifandimbiasana antsan-tononkalo teo amin’ireo mpanoratra, izay nentina nanasongadina ny hakanton’ny teny malagasy no nitranga. Tafiditra rahateo anatin’ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny ny seho. Mitohy ny […]
T-Vibe : Nizara an-tsehatra ny “Ho doria”
Fiarahana nanjakan’ny tena mozika. Samy nentin’ny mozika lavitra mantsy, na ny tarika T-Vibe teny an-tsehatra, na ireo mpijery nameno ny efitranon’ny Ivokolo Analakely, ny tolakandron’ny asabotsy teo. Fotoana nizaran-dry TahinaVibe sy ny tariny ny “Ho doria”, ilay rakikira vaovao an-tsehatra io. Nirona kokoa tamin’ny jazz, na dia karazan-gadona maroloko aza […]
« Amour Rires » 3: Nanjaka ny karazana hatsikana
Toa ny seha-kanto rehetra, ahitam-pivoarana ihany koa ny hatsikana. Voaporofo izany nandritra ny « Amour Rire » andiany fahatelo, notontosaina omaly, tetsy amin’ny CCEsca Antanimena. Mbola eo ireo zokibe amin’ny hatsikana, toa an’i Francis Turbo, Rajao ary i Honorat, izay vao jerena fotsiny dia mampihomehy ny mpijery. Ry zareo no nahazo taona, […]
“Tena matotra” : Mbola tompon’ny fampisehoana i Njakatiana!
Ora telo mahery, nanehoan’i Njakatiana indray fa voafehiny tanteraka ny sehatra. Ireo mpankafy rahateo no nandahatra ireo hira, izay saika niaraha-niredona hatramin’ny farany. “Tsaroanao ve ilay fiarahantsika?” Hoy ny fanontaniana napetrak’i Njakatiana, tao anatin’ilay hirany “Meteza hahatsiaro”. Misy antony tokoa matoa ity hira ity no nosafidiany nanokafana ny fampisehoana tetsy […]




