Nizara ny hafaliany tamin’ny vahoaka malagasy, omaly, ny fianakavian’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nasongadiny ny fahavitan’ny zanany lahimatoa ny fianarany. Nahavita ny fianarany omaly, Rajoelina Razakandisa Arena, zanaka lahimatoan’ny filohan’ny Repoblika malagasy. Nahazo ny mari-pahaizana manokana momba ny fitantanana hotely, tao amin’ny Oniversite EHL Lausanne izy. Efa-taona no faharetan’ny fianarana […]
Auteur/autrice : Adnews
Vondrona mpamonjy voina Toamasina: Nahatratra 76 ny haintrano nanaovana asa famonjena
Maro ny haintrano novonjen’ny sampana mpamonjy voina ao Toamasina, ny taona 2024 sy ny 2025 diavina ity. Ankoatra ny haintrano, mandray andraikitra amin’ireo loza eny anivon’ny fiarahamonina ko izy ireo. Niavaka raha tena niavaka ny trangam-pirehetana tamina karazan-javatra maro teto Toamasina ny taona 2024 sy ny fiandohan’ny taona 2025. Nandraisan’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Hampitomboina 17 isan-kerinandro ny sidina ataon’ny kaompania Ethiopian Airlines mampitohy an’Antananarivo sy i Nosy Be, manomboka ny volana jona 2025. Hetsika ho fampiroboroboana ny sidina ataon’ny kaompania eto an-toerana hatramin’ny niverenany teto Madagasikara nanomboka ny taona 2022. Hotanterahina ny 29 mey ka hatramin’ny 1 jona ny hetsika « Rallye VHR (Voiture […]
Tombola « Devenez multimillionnaires »: Azon’i Lalarison Ricardo ny 25 tapitrisa Ar
Lelavola mitentina 25 000 000Ar no loka azon’i Lalarison Ricardo Cassidi, nandritra ny lalao tombola « Devenez multimillionnaires » nokarakarain’ny Cosmos Madagascar, ny 3 desambra 2024 ka hatramin’ny 13 janoary 2025. « Bon d’achat » mitentina 5 tapitrisa Ar kosa ny loka ho an’ny laharana faharoa raha 3 tapitrisa Ar kosa izany ho an’ny laharana fahatelo, izay samy […]
indostria : Hatsangana ny vaomiera mpanatanteraka
Hatao eto Madagasikara ny volana aogositra ny fihaonana an-tampony faha-45 an’ ny filoham-pirenena sy lehiben’ny governemanta eo anivon’ny Sadc. Mifanindry an-dalana amin’izay ny fanamarihana ny Herinandron’ny fampiroboroboana ny indostria, andiany faha-8. Tapaka nandritra ny dinika niarahan’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra, Ralambofiringa David, sy ny solotenan’ny minisiteran’ny […]




