Auteur/autrice : Adnews

Governora Lylison René de Roland : “Tokony hifanaraka ny sazy sy ny kolikoly “

“Tokony hifanaraka amin’ny kolikoly natao ny fanasaziana amin’ny kolikoly “, hoy ny fanehoan-kevitry ny governoran’ny Faritra Sofia, ny jeneraly Lylison René de Roland, teny Ivandry, ny faran’ny herinandro teo, momba ny ady amin’ny kolikoly. Nofaritany fa fitaovana entina hanovana zavatra ny kolikoly. Hano­vana ny mety lasa tsy mety, hanovana ny […]

INDRAY MIJERY

Nampitandrina ny Meteo Madagasikara fa tsy tokony hiandriaka intsony ireo mpanjono sy mpampiasa ranomasina eo anelanelan’i Vohemar sy i Mananoro, manomboka rahampitso. Antony izany, ialana amin’ny loza mety aterak’ilay faritra andro ratsy ao amin’ny ranomasimbe Indianina. Tsy tokony hiverina intsony ny tranga tany Atsimo nahavery ireo lakana ninia nanjono. Notokanana […]

Toetr’andro: Hiditra an-tanety rahampitso ilay rivodoza

Efa mampihomana sahady ny fiantraikan’ilay andro ratsy ao amin’ny ranomasimbe Indianina ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Ampan­drianomby. Tombanana hipaka any amin’ny morontsiraka afovoany atsinanan’i Madaga­sikara izy io, rahampitso. Omaly tolakandro, tany amin’ny 730km atsinanana somary atsimo atsinanan’i Toamasina no nisy ny foiben’ilay andro ratsy. 55km isan’ora ny rivotra […]

Faritra Atsimo Andrefana: Tokantrano traboina nizarana fanampiana

Nahafefika tanàna maro tao amin’ny faritra Atsimo Andrefana ny fandalovan’ilay rivodoza Dikeledi tany amin’ny tapany atsimon’ny Nosy. Avy hatrany ny fitondram-panjakana dia naniraka ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurélie, namangy ireo olona traboina. Tonga tao an-tampon-tanànan’i Toliara sy ny distrikan’i Morombe ireo iraka izay nitondra vary sy […]

Skotisma : Fihaonambe telo hatao eto Madagasikara

Handray fihaonamben’ny skotisma intelo miantoana i Madagasikara amin’ity taona ity. Vahiny an’aliny no ho avy ary fotoan’ny soa fanararaotra rehetra ireo hetsika telo ireo. Hotanterahina eto Ma­dagasikara ny 12 hatramin ’ny 16 marsa izao ny fankalazana ny Andro afrikanina ho an’ny skotisma, andiany faha 15. Anjaran’i Madagasikara no mampiantrano ireo […]