Les projecteurs sont désormais braqués sur la Coupe de Madagascar féminine et enfants de karaté, prévue se dispiter du 1er au 2 mars au gymnase couvert Mahamasina. Le rendez-vous constituera probablement un tremplin pour la première Coupe internationale d’Antananarivo en juillet. Le gymnase couvert Mahamasina abritera la Coupe de Madagascar […]
Auteur/autrice : Adnews
Corentin Martins : « Je vais peut-être gagner le moins de ma carrière »
Le nouveau coach des Barea de Madagascar, Corentin Martins, le successeur de Romuald Rakotondrabe (Roro), a été présenté offciellement hier au stade Barea. « Mon choix de venir ici n’est pas un choix lié aux finances. J’ai toujours eu l’envie de venir. C’est l’objectif qui est important », a-t-il mentionné. * Les […]
Tenisy – Afrique U18 : Resy teo amin’ny fihodinana voalohany i Mirija
Ratsy ny vokatra ho an’Andriantefihasina Mirija, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy U18 taranja tenisy. Fihaonana, notanterahina tany Le Caire Egypte, ny 27 janoary lasa teo. Vao teo am-piandohana dia efa resy ity hany solontena malagasy ity. Samy tsy tafavoaka ny fihodinana voalohany ny tovolahy na ho an’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana, ny fifaninanana « Fety de Baskety e !”, karakarain’ny AT2B (Andraisoro Tia Basket ball), ho fankalazana ny faha-15 taona nijoroan’ny kliobany. Eny amin’ny kianja Andraisoro ihany no hanaovana ny lalao, amin’ny faran’ity herinandro ity. Hitohy any Bongolava indray ny fanazaran-tena sy fiofanana ho an’ireo Maitres, izay tarihan’ny Grand […]
Volley : Hatao any Maorisy ny CCCZone 7
Fantatra, ny toerana sy daty ofisialy hanatanterahina ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka, aty amin’ny faritra faha-7, taranja Volley ball. Araka izany, i Maorisy indray no handray ny fifaninanana, amin’ity andiany faha-29 ity. Firenena 6 no handray anjara, hahitana an’i Comores, La Réunion, Maurice, Madagasikara, Mayotte ary Seychelles. Araka ny […]




