Auteur/autrice : Adnews

KMF/Cnoe :”Tsy maintsy atao ny fifidianana hoe haverina”

“Matoa notenenina hoe haverina ny fifidianana amin’ireny kaominina ireny dia tena tsy maintsy haverina tokoa”, hoy ny tomponandraikitry ny serasera eo anivon’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Haja Nirina, teny Antanimena, omaly, ny amin’ny fifidianana kaominaly hoe haverina. Mba tsy ho toy ny kaominina maromaro teo aloha, tratran’ny fe-potoana iray tsy […]

Razanamahefa Désirée Marie Stella: “Tokony hatao haingana izay fifidianana haverina”

Raha tsy misy ny fiovana, kaomanina 12 no haverina ny fifidianana amina Faritra efatra. Hanao ahoana? Maneho ny fijeriny ny mpi­tondra tenin’ny Sampana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbona­na (Safidy), Razanamahefa Désirée Marie Stella. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny amin’ny fifidianana kaominaly hoe haverina nefa tsy notanterahina teo aloha? […]

TARATRY ny KANTO

Hiatrika ny famaranana ny “Prix Découverte RFI 2025” i Dina Mialinelina. Anisan’ireo mpanakanto 10 no­tsoingaina tamin’ireo am-polony nandefa sanganasa hifaninana izy. Mila ny fanohanan’ny mpiray tanindrazana re­hetra, araka izany, i Dina Mialinelina. Afaka miditra ao amin’ny tranonkalan’ny RFI Musique izay hifidy, hatramin’ny 16 febroary. Ny 18 febroary kosa no ho […]

Fanabeazana sy kolosaina : Miamboho adidy ny ray aman-dreny

Amin’ny ankapobeny, ni­hemotra ny fananana ilay fanahy maha olona ao amin’ny Malagasy. Tsy ilaina mari-pandrefesana na tarehimarika avoakan’ny vahiny, hoenti-manamarina izany. Tsy hain-dry zareo rahateo ny fonosin’io fahendrena malagasy io. Anisan’ny antony lehibe niteraka io fihemorana io ny na­taon’ny ray aman-dreny niteraka. Miamboho adidy manoloana ny fanabeazana ny zanany izy […]

Fahaiza-mamaky teny frantsay : Raikitra ny « Championat de lecture » 7

Hotanterahina ny 15 febroary ka hatramin’ny 5 marsa izao, ao amin’ny Alliance Française Antananarivo Andava­mam­ba ny « Championat de lecture », andiany faha-7. Fifani­nanana hitiliana izay mahay mamaky teny frantsay. Mizara sokajy telo ny mpifaninana. 9 ka hatramin’ny 12 taona. 13 taona ka hatramin’ny 17 taona ary ny mihoatra ny 18 taona. […]