Auteur/autrice : Adnews

TSELATRA

Efa-dahy mpisoloky sady mampiasa vola sandoka karohin’ny sampandraharaha misahana ny fikarohana heloka bevava  eo anivon’ny polisim-pirenena, afakomaly. Mpanao trafikana sokatra ny iray. Lehilahy 65 taona hita faty tao Ambodiletsihy fokontany Marotandrazana kaominina Antetezambaro, ny talata 28 janoary teo. Nozahan’ny mpitsabo, voamarina fa hamamoana tafahoatra no nitarika ny famoizan’io lehilahy io […]

Arivonimamo : Lavo ireo jiolahy raindahiny roa lahy

Ravan’ny zandary ny jiolahy raindahiny roa lahy, malaza amin’ny fanafihana mi­tam-basy sy fitaovana maranitra ao amin’ny kaominina ambonivohitra Imeritsiatosika, oma­ly. Lavon’ny balan’ireo mpitandro filaminana nandritra ny fifanenjehana sy fifampitifirana teo amin’ny roa tonta izy ireo. Hita nandritra izany koa ireo basy vita gasy sy rongony nampiasain’izy ireo rehefa manafika. Voasambotra […]

Fandehanana mafy tamin’ny moto: Namoy ny ainy ilay miaramila tra-doza teny Anosiala

Niady tamin’ny fahafatesana nandritra ny alin’ny talata 28 hifoha omaly alarobia, namoy ny ainy omaly, ilay miaramila tra-doza teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra teo Anosiala. Voadona mafy tamin’ny faritry ny lohany. Tsy tana, omaly, ny ain’ilay tafika kilasy faharoa niharan-doza tamin’ny moto teny amin’ ny RN4, PK28+250, fokontany Ankazo, kaominina Ano­­si­ala. […]