Auteur/autrice : Adnews

Depiote “Del kely”: “Mila vola sy maka ny fon’ireo mahantra isika”

Anisan’ireo nandaha-teny tamin’ny fiarahabana ny fianakaviana Ravalomanana teny Faravohitra, omaly, ny depiote “Del kely”. Nambarany tamin’izany ny paikady fisokafana. “Tsy hijanona ato anatiny eo amin’ny samy Tim intsony isika manomboka izao fa andao resena lahatra ireo mahantra sy ireo sahirana ary ireo tsy miraika amin’ny politika hanampy antsika hanao ny […]

10 taona ny Oniversiten’Itasy: 20 ny lalam-piofanana amin’ny sekoly ambony

10 taona niorenana ny Oniversite any Itasy, natao ho fanitarana ny Oniversite eto Antananarivo, handray ireo mpianatra monina anatin’ny faritra sy ny manodidina. 20 amin’izao fotoana izao ny lalam-piofanana (parcours) azon’ny mpianatra hisafidianana amin’ny ivontoeram-pampianarana dimy misy ao an-toerana. Ecole supérieure de l’ingénierie, Ecole supérieure de l’économie, de droits et […]

INDRAY MIJERY

Miantso ny infirmier rehetra ny filohan’ny Conseil de l’ordre national des infirmiers de Madagascar (Conim) hisoratra anarana anatin’ny holafitra satria tsy maintsy atao izany. Matetika efa manana olana ireo infirmier vao mihazakazaka mangataka ny fanampian’ny holafitra. Ahitana orana tandrifin-drahona hatrany any amin’ny faritra avaratra sy avaratra atsinanana ary ny morontsiraka […]

vatsim-pianarana any Chine : Misokatra ny fangatahana

Misokatra indray ny fanomezana vatsim-pianarana «Grande Muraille» 2025-2026 iarahan’ny Unesco sy ny fanjakana sinoa. Afaka mandefa antontan-taratasy fangatahana hisitraka izany ireo mpianatra maniry ny hanohy fianarana any Chine. 75 ny isan’ny vatsim-pianarana homena. Ny 47 natokana ho an’ny mpianatra manomana ny mari-pahaizana Master na doctorat na koa olona vonona hanatanteraka […]

Sahi Mpanasoa : Manamafy ny fiatrehana ny voina ateraky ny haintany

Tafiditra amin’ny tetikasa Avotse, anatin’ny asa hitsinjovana sy hanenana ny voina mety hateraky ny haintany amin’ny faritra Atsimo ny fanadihadiana ny faharefoana. Mampitondra faisana ireo mponina amin’ny tapany Atsimon’i Ma­da­gasikara ny haintany. Ma­nao tantsoroka ifotony ny ekipan’ny Sahi Mpanasoa, entina hanamafisana ny fahaiza-manao sy ny fiatrehana ireo voina izay mety […]