Considérée comme une étoile montante, la jeune skieuse malgache Mialitiana Clerc (23 ans), a connu des résultats en deçà des attentes, particulièrement dans ses disciplines favorites, le slalom, le slalom géant et le Super G, à l’entame de la saison 2024-2025. Entre le 28 novembre et le 29 décembre 2024, […]
Auteur/autrice : Adnews
Tennis – Championnats d’Afrique australe : Koloina reste à la maison
Pas au mieux de sa forme, la jeune raquette malgache Koloina Randriamananjara ne pourra finalement pas faire le déplacement à Windhoek (Namibie) avec ses compatriotes pour disputer le championnat d’Afrique australe individuel et par équipe, U14 et U16, du 10 au 18 janvier. Un tournoi qualificatif pour les championnats d’Afrique […]
VAOVAO TAMBATRA
Vinavinaina hiakatra ho 5% ny tahan’ny harinkarena faobe amin’ity taona 2025 ity. Havaozina ny paikady hampiroboroboana ny sehatry ny fambolena, ny harena an-kibon’ny tany sy ny fifandraisan-davitra. Tafiditra ao anatin’izany ny fizahantany, ny fanarenana ny asa fitrandrahana. Niampy 40 ireo mpandeha ny sambo lehibe « Pacific World » rehefa nandao an’i Toamasina, […]
Fanatsarana ny famokarana : Harenina ny tohodrano manondraka 675 ha
Simba tototry ny fasika ny tohodrano mizara ho lakandrano any amin’ny reniranon’i Manambaroha, any amin’ny distrika Manakara, faritra Atsimo Atsinanana. Zara raha misy 30 ha sisa ny velaran-tany azony tondrahana any amin’ ny lemak’Ambaniala. Manatanteraka ny fanarenana azy ny fandaharanasa Defis, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ ny Fambolena sy ny fiompiana […]
Toekarena manga : Mikatona ny jono oratsimba
Voarara ny fanjonoana, famarotana, fividianana, fitaterana ny oratsimba amin’ny endriny rehetra manomboka ny 01 janoary misasakalina ka hatramin’ny 31 marsa misasakalina. Voakasik’izany ny faritra Androy, Anosy, Atsimo Atsinanana, Vatovavy ary Fitovinany. Noho izany, mila manambara ny tahiry ananany eny amin’ny biraon’ny talem-paritry ny Jono sy ny toekarena manga akaiky azy, […]




