Mitaiza sy manabe ny kabary amin’ny maha literatiora azy. Anisan’ny mitana ny maha izy azy ny teny malagasy ity lahabolana ity. Tsy izany ihany fa tokony hahafehy azy ny rehetra ho fisitrahana ny tombontsoa entiny. Tanterahina isaky ny sabotsy, eny amin’ny efitrano malalaky ny boriborintany voalohany, fahatelo, fahefatra ary fahadimy, […]
Auteur/autrice : Adnews
Faran’ny taona : Nihena ny olona mamonjy ny trano fanaovan-danonana
Manan-danja amin’ny maro ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao. Anisan’ny mahasarika ny ankamaroan’ny Malagasy ny miara-mifety amin’ny fianakaviana sy miala kely amin’ny mahazatra. Mbola vitsy ny olona tonga nanjifa ny tapakila ho an’ny eny anivon’ny trano fanaovana lanonana tamin’ny fotoana nanaovana fanadihadiana. Fotoana iarahan’ny mpianakavy miara-mifety ny […]
FANTINA sy FINTINA
Niantso ny mpitandro filaminana hijoro fa tsy hataon’ny mpitondra fitaovana ny sekretera jeneralin’ny Tim, Randriamasinoro Ny Riana, raha nivahiny tamin’ny fahitalavitra iray. “Miantso ny feon’ny fieritreretanareo izahay. Mitodia amin’ny vahoaka sy ny fananany ary aza manaiky hataon’olom-bitsy fitaovana hiaro ny tombontsoany manokana”, hoy izy. Nanokatra ny fankalazana ny taon-jobily ny […]
Hafatry ny minisitry ny Fitsarana : “Hamafisina ny fiambenana ny fonja”
Nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, tamin’ny fananganan-tsaina, omaly, teny Antanimora ny hanovana ny fomba fiasa. Miandrandra fomba fiasa vaovao, fomba fijery vaovao ny tenany amin’io taona vaovao ho avy io, araka ny nambarany tamin’ny lahateniny. Nanteriny ihany koa fa tokony ho tatitra tsara hatrany no hiseho sy ho […]
Lanja tombon’andro
Na ahoana na ahoana, lasa ny lasa ary tsy hiverina na azo averina intsony. Fahatsiarovana no sisa? Nefa lazain’ny mpandinika sasany ho mamy mangidy hatrany ny fahatsiarovana: izay heverina ho tsara sy mamy, isentoana fa tsy hiverina intsony; ny ratsy sy mangidy, efa mangidy rahateo ka vao mainka ahalahelovana. […]




