Nanolotra video projecteurs miisa 10 ho an’ny sekolim-panjakana miisa folo, eto amin’ny Dren Analamanga, ny orinasa Epson Europe BV Maroc. Nahazoana ny fitaovana ny fiaraha-miasa avy amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao sy ny ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny orinasa Epson. Moto miisa 6 […]
Auteur/autrice : Adnews
Fifamoivoizana : Nametraka lamina manokana ny ATT
Nanolotra lamina manokana ny Antokondraharaha misahana ny fifamoivoizana an-tanety (ATT), amin’ny fiatrehana izao ankatoky ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona ary ny taom-baovao izao. Ho an’ ny eto Antananarivo sy ny manodidina, hisokatra ny biraon’ny ATT Soarano, anio sy amin’ny sabotsy 28 desambra ary ny alarobia 01 janoary sy […]
Fahasalamana: Notolorana boky ireo mpitsabo
Notoloran’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, ny Pr Randriamanantany Zely Arivelo, boky ireo mpitsabo eny anivon’ny tobim-pahasalamana fototra hanampy azy ireo amin’ny fomba fiasa. Mirakitra ny torolalana mahakasika ny fandraisana an-tanana ny marary izany. Miendrika algorithme na ordinogramme izy ity. Miisa 3 000 ireo natonta. Tsy hisy CSB ho hadino na iray […]
Noelin’ny mpiasa: Niara-faly ny mpiasa eo anivon’ny vondrona Andriantsitohaina
Niara-nitotorebika sy nilanona ireo mpiasa rehetra eo anivon’ny vondrona Andriantsitohaina, ny sabotsy teo. Fety nanehoana ny firaisankina sy ny fifankatiavana eo amin’ny rehetra izy io. Nankalaza ny “Noelin’ny mpiasa” niaraka ireo mpiasa rehetra eo anivon’ny vondrona Andriantsitohaina, ny sabotsy lasa teo. Natao tetsy amin’ny Manoir Orimbato Antehiroka ny lanonana niarahan’ny […]
«Cours des dirigeants sportifs»: Federasiona 8 nanana solontena
Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny foiben’ny Komity olympika malagasy-Ivandry, ny fanolorana mari-pankasitrahana, ireo mpiofana nanaraka ny « cours des dirigeants sportifs », nokarakarain’ ny Kom. 17 mianadahy (11 lahy sy 6 vavy) no nisitraka izany fampiofanana izany, nanomboka ny fiandohan’iny herinandro iny ary nifarana ny sabotsy teo. Nampiavaka ity andiany […]




