Nanatanteraka fidinana ifotony any amin’ny faritra Vatovavy sy Fitovinany, atsimo atsinanan’ny Nosy, miaraka ny masoivoho japoney sy ny solontena maharitry ny Unicef eto Madagasikara. Nandritra ny hateloana izany ka nifarana omaly. Anisan’ny mpamatsy vola ny Unicef eto Madagasikara ny firenena japoney. Ny taona 2023, nanome fanampiana ara-bola mitentina 1,7 tapitrisa […]
Auteur/autrice : Adnews
Hiara-hiasa amin’ny Ohada: Nitsangana ny Ivontoeram-pikarohana momba ny lalàna
Nampahafantarina omaly, teny Antanimena, ny fitsanganan’ny ivontoeram-pikarohana momba ny lalàna (CRJ). Anisan’ny hisitraka voalohany ny vokatry ny asam-pikarohana ny mpianatra lalàna. Nomarihina omaly, teny Antanimena, ny fitsanganan’ny Centre de recherche juridique (CRJ) de Madagascar. Ivontoerana hanao fikarohana momba ny lalàna. Tsy miankina amin’ny Oniversite na toeram-pampianarana fa mahaleo tena tanteraka […]
TARATRY ny KANTO
“Noelin’ny Fitia”, eny amin’ny Kianja Masoandro. Haresaka Anatirova, manomboka anio ka hatramin’ny 24 desambra izao. Hisy seho miavaka isaky ny hariva manomboka amin’ny 7 ora, izay hifandimbiasan’ireo tarika mpanao hira fiderana. “Hiara-hiombom-po hankalaza ny Noely ao anatin’ny fitiavana sy fifampizarana” ny lohahevitra hovoizina mandritra izany. Mila maka tapakila mialoha ireo […]
Famaranana ny “Reko Tour 2024”: Maro ny tsy ampoizina homanin-dry Fy
Fanamby goavana be! Anisan’ny fampisehoana lehibe andrasan’ny maro amin’ity faran’ny taona ity ny hotontosain’ny Reko Band rahampitso 22 desambra, manomboka amin’ny 3 ora, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina. Goavana satria sambany vao hisedra irery ity toerana ity ny tarika. Io rahateo ny toerana lehibe indrindra hanaovan’ny Reko […]
Fanabeazana : 30 taona ny Zanabaliha
Taona 1982, tafahaona ireo tanora vitsivitsy nahatsiaro fa misy lesoka goavana eo amin’ny tontolon’ny fanabeazana sy ny kolontsaina malagasy. Nandray andraikitra avy hatrany. Nampianatra, nanabe, ireo ankizy sy tanora nila izany… Taona 1995, tafatsangana ara-panjakana ny Zanabaliha, ahitana sampana efatra. Feno 30 taona amin’io taona mitsidika io ny maha ara-dalàna […]




