Anisan’ny tsy mitondra « fandrosoana » eo amin’ny zavakanto ny tsy fisiana na tsy fahampian’ny zava-baovao. Taona 2025, samy maminavina ny « hisongadina », anefa, ny rehetra. Tsy ilay olo-malaza ao anatin’ny taona iray akory no lazaina eto fa ireo izay afaka hitondra zava-baovao hanamarika ny taona 2025. Ndeha horaisintsika ho ohatra ny tontolon’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Elenelam-bato iray ny manasaraka ny kandidà Irmar sy ny Tim ao Antsirabe. Samy 44, 54% fa saingy nanantombo ny vaton’ny antokon’ny fitondrana. Miisa 19 822 ny azon-dRasamimanana Honore, raha 19 821 kosa ny azon’ny Tim Firaisankina, amin’ny alalan’ny Me Rabenandrasana Ravaka. Kandidà tokana voafidy avy hatrany Andriambolanarivo Parisoa na mbola […]
Andrianainarivelo Hajo : “Tsy ara-dalàna ny nanaovana ordonance”
Nitondra ny heviny manoloana ny fifidianana ben’ny Tanàna ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. “Tsy ara-dalàna tanteraka ny nanaovana iny ordonance iny. Efa nitondra fanazavana momba izany ny eo anivon’ny HCC tamin’ny 2018. Anisan’ny mpikambana tao amin’io Andrimpanjakana io ny filohan’ny Ceni tamin’izany”, hoy izy. Notsiahiviny ny voalaza tamin’izany fa […]
Tan-dalàna amin’izay…
An-dalana ny famoahana valim-pifidianana vonjimaika tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna amin’izao. Hanao ahoana? Mba ho tan-dalàna amin’izay… Fa tsy hoe tsy manaiky izay resy, na manjakazaka izay mandresy. Misy aza ireo fantatra izao fa tsy ho voafidy, nefa midrikina fotsiny izao fa misy hosoka sy hala-bato ny […]
Voka-pifidianana vonjimaika farany: Lasan-dRamanantsoa Harilala Antananarivo
Nivoaka, omaly, ny voka-pifidianana vonjimaika farany avy amin’ny Ceni. Lany ho ben’ny Tanàna eto Antananarivo Renivohitra i Harilala Ramanantsoa. Lah. 1 Iarivo Mandroso, lisitra tarihin-dRazanamasy Ndriana, nahazo vato 2 197 (0,89%); lah. 2 Tia Tanindrazana, Razafinjoelina Tahina, nahazo 29 568 (11,99%); lah. 3 RTL, tarihin-dRandriamampionona Joseph Martin 3 926 (0,59%); […]




