Auteur/autrice : Adnews

Rabary Paul : “Tsy amin’ny korontana sy fihemorana intsony ny Malagasy”

Eo am-piandrasana ny valim-pifidianana amin’ izao, misy ny manahy na matahotra korontana politika? Na sanatria maniry izany aza… Mane­ho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina sady filohan’ny antoko Ny Fireneko, Rabary Paul: “Tsy amin’ny korontana sy fihemorana intsony ny Malagasy.” Fanehoan-kevitra… “Tsy dia tena mieritreritra politika politisianina ny olona amin’izao. Izay […]

TARATRY ny KANTO

Tafaverina an-tanindrazana ny tarika Iraimbilanja. Avy nanatontosa seho maromaro tany Frantsa izy ireo, ho famaliana ny hetahetan’ireo mpankafy any an-toerana. Efa manome fotoana sahady ireo niandry fotoana elaela ihany koa : ny sabotsy 21 desambra izao, manomboka amin’ny 4 ora sy sasany etsy amin’ny Karibotel Analakely. Nisokatra nanomboka omaly hatramin’ny 24 […]

Vaninandro krismasy : Manomana hetsika miavaka ho an’ny vahoaka ny fanjakana

Zava-dehibe ny fiaraha-mifaly amin’izao vanim-potoanan’ny Noely izao. Izany indrindra no namolavolan’ny fitondram-panjakana hetsika maro entina hiaraha-mifaly amin’ny vahoaka malagasy tsy ankanavaka. Tanterahina ny 21 hatramin’ny 24 desambra izao, ao amin’ny Kianja Masoandron’ny Rovan’i Ma­da­gasikara, ny «Concert de Noel». Hetsika fankalazana ny krismasy omanin’ny filohan’ny Repoblika mivady, miaraka amin’ny fiadidiana ny […]