Tsy navelany hatory amin’izao ny zava-bitany tamin’ny fotoam-piasany fa hampahafantarina ny taranaka aty aoriana. Natolo-dRamiandrasoa Serge, filohan’ny Federasiona malagasin’ny tenisy (FMT) teo aloha, ny boky “My story of my tennis life”, mirakitra ireo fotoana samihafa. “Famaranana ny fihodinana ny kianja fa tsy ny tsipika farany”, hoy Ramiandrasoa Serge, filohan’ny Federasiona […]
Auteur/autrice : Adnews
Tafika an-tanety : fiofanana momba ny fananganana vina
Notanterahina tao amin’ny ivontoerana fampiofanana ho an’ny asa famonjena manokana ao Barikadimy Toamasina, ny zoma sy sabotsy teo, ny fiofanana momba ny fananganana vina ny asa sy tombana ho amin’ny taona manaraka. Miisa 30 ireo manamboninahitra nanaraka ny fiofanana, nahitana ny avy ao amin’ny brigade infanterie Atsinanana, Bataillon infanterie Ambatondrazaka […]
Fanafihana mitam-piadiana : telo lahy migadra mandra-pahafaty
Hentitra ny fitsarana ambony Toamasina misahana ny ady heloka bevava nandritra ny fotoam-pitsarana andiany faharoa, omaly. Telo voaheloka hanao asa an-terivozona mandra-pahafatiny… Nitsarana ny antontan-taratasin’ady laharana faha-111-Toa/21 niampangana an-dRazafimanantsoa Odilon sy i Fenosoa ary Randrianantenaina Jean Sele na Sely noho ny fanafihana mitam-piadiana Cash point niseho tao Tanambao Fahadimy, ny […]
INDRAY MIJERY
Nanao tomban’ezaka ny tetikasa « Fafy 2 » na fanjarian-tsakafo sy fahasalamana ifotony, andiany faharoa, ny faritra Anôsy miaraka amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, ny UCP, ny ONN…Terikasa entina hanatsarana sy hanaraha-maso ny fahasalaman’ ny reny sy ny zaza latsaky ny 5 taona eo amin’ny sehatry ny fanjarian-tsakafo izay miantoka ny fitomboany. Tontosa ny […]
Tontolon’ny ankizy amin’ny taona 2050 : miankina amin’ny fanapahan-kevitra raisina
Nanao tombana momba ny tontolo hovantanin’ny ankizy amin’ny taona 2050 ny Unicef miainga amin’ny fototra siantifika sy ny zava-misy amin’ izao fotoana izao. Fironana telo lehibe no hamaritra ny hoavin’ny zaza maneran-tany : ny fitomboan’ny isan’izy ireo, ny krizin’ny fiovan’ny toetr’ andro ary ny firoboroboan’ny teknolojia arakajy mirindra, hoy ny solontenan’ny […]




