Auteur/autrice : Adnews

Tsy mety mahaleo tena : Kolo saina miandry vahiny no misy eto

Tsy mety afa-bela amin’ny vahiny ny Malagasy. Tratran’ io tranga io avokoa ny sehatra re­hetra (kolontsaina sy ny zavakanto, ny toekarena, ny politika, ny fiainam-piarahamonina amin’ny ankapobeny…). Miankin-doha amin-dry zareo hatrany ka tsy mety tonga eo amin’ny tena fahaleovantena. Ho an’ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ny fanabeazana manokana, maro […]

« Mozika mari-peo » : Tsikombakomban’i Fanja A, Rija R sy i Silo

Hetsika iray maro mpiandry amin’ity faramparan’ny taona ity. « Mozika mari-peo », iarahana mpanakanto telo samy nametraka ny anarany eo amin’ny tontolon’ny zavakanto malagasy. «Tsiro telo mifanojo». Mahafehy ny endri-tsehon’ilay « Mozika mari-peo », hotontosaina ny 1 desambra izao, etsy amin’ny CCI Ivato izy ity. Tsikombakomba anaty mozika, iarahan’i Fanja Andriama­nantena, i Silo ary […]

SOMBIM-BAOVAO

Tafita hiatrika ny famaranana amin’ny fiadian-toerana «Top 8», taranja rugby, ny Makis de Madagascar lehilahy. Omaly tany Maroc, lavon’izy ireo tamin’ny isa 33 no ho 7 ny liona tsy voafolak’i Cameroun. Hifandona amin’i Maroc, mpampiantrano ny Makis ny alahady ho avy izao. Mieritreritra ny hanao tolotra iraisam-pirenena, hitadiavana mpanazatra hitantana […]

Judo – «Open de Dakar»: Malagasy mpikatroka telo hifaninana

Hanomboka anio ary hitohy hatramin’ny 23 novambra, ny fifaninanana «Open d’Afrique de Dakar», taranja Judo, tanterahina any Dakar. Tsy diso anjara amin’ity fifaninanana ity, i Madagasikara fa manana solontena 3 mirahavavy. Ahitana an’i Benandro Andriamahadiso Roumaica Riantsoa (Ica Rabesa), sokajy Juniors sy Seniors -57 kg, Ramorasata Idealisoa Miangalihanta, sokajy Juniors […]