Tsy hatao amin’ny faran’ny herinandro io indray ny andro voalohany amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taom-pilalaovana 2024-2025. Maro kosa ireo zava-baovao hita anatin’ity fifaninanana nasionaly ity. Araka ny fanadihadiana natao omaly, fantatra fa hahemotra amin’ny faran’ny herinandro manaraka indray ny fifanintsanana nasionaly «Pureplay Football League (PFL)», taranja baolina […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Nisy ny fampiofanana sy fanentanana ireo mpiasa eny anivon’ny Direction générale du contrôle financier (DGCF), afakomaly, momba ny tandrohasina sy ny fitsipi-pitondrantenan’ny mpiasam-panjakana ary ireo toromarika amin’ny fitsipika mifehy. Sampandraharaha miisa 12 sy delegasiona 32 no nisitraka ny fanentanana anatin’ny fifampizarana indimy miantoana. Nanatanteraka ny fampiofanana ny fitaleavana misahana ny […]
Orinasa KFC : manome sakafo 5 000 isan-taona ho an’ny ankizy sahirana
Dimy taona no nahatongavan’ny orinasa KFC teto Madagasikara, izay fantatra amin’ny fanamboarana sakafo sy fampisakafoana. Nitondra fivoarana ho an’ny tontolon’ny asa izy satria afaka namome fivelomana ho an’ny sokajin’olona maro. Anisan’izany ny mpamboly legioma any Ampefy, izay mamatsy ny orinasa tsy tapaka. Nitombo avo telo heny tao anatin’ny dimy taona […]
Tetikasa UWS : nampiakatra ny voka-panadinana CEPE
Tontosa ny fanaovana tombana ny zava-bita sy ny asa nentin’ny tetikasa UWS. Mikendry ny hanatsara ny fahafahana miditra amin’ny fanabeazana tsara kalitao any amin’ny faritra lavitra ny fiaraha-miasa amin’ny UWS. Asa telo no natao, fananganana fotodrafitrasa, fanofanana mpampianatra mifanaraka amin’ny fenitra avy amin’ny minisitera foibe ary fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpisehatra […]
Mitaky adidin’ny ray aman-dreny : mateti-piseho ny ankizy tsy misitraka zo hanana ny maha izy azy
Ankizy latsaky ny 18 taona avokoa ny maherin’ny 50% ny vahoaka malagasy. Mbola lavitr’ezaka ny fanajana ny zon’ny ankizy eto an-toerana na dia maro aza ny ezaka nataon’ny fitondram-panajakana sy ny mpiara-miombon’antoka rehetra. Miseho amin’ny endriny maro samihafa ny tsy fanajana ny zon’ny ankizy eto Madagasikara. Anisan’izany, ny hamaroan’ny herisetra […]




