“Misy ny antoko politika manatona anay manao hoe: mety ve raha manara-maso ny fifidianana miaraka aminareo izahay? Nefa antoko politika izy”. Io no nambaran’ny mpitondra tenin’ny Sampana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy), Razanamahefa Désirée Marie Stella, teny Ambatonakanga, omaly, ny amin’ ny hoe mila fanofanana ny antoko amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Boky miisa 15 000 amin’ny taranja SES no hozaraina ho an’ireo kilasy T10, T11, T12 eny amin’ny Lycée manerana ny Dren 23. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny fizarana izany, tao amin’ny Lycée J J Rabearivelo Antananarivo. Vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny tetikasa EduSCAC eo anivon’ny masoivoho frantsay ny fahazoana izany ka […]
Fandriana : nahazo fiofanana arakasa ny tanora
Nijery ifotony ireo ivontoeram-panofanana mandrafitra ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ao amin’ny distrikan’i Fandriana, faritra Amoron’i Mania, ny minisitra mpiahy, Rasoloarisoa Marie Marcelline, ny faran’ny herinandro teo. Ivontoerana roa dia ny CFPF sy ny LTP Fandriana no notsidihiny nandritra izany. Nahafahana namantatra ireo hetahetan’ny ivontoerana amin’ ny […]
Fanafarana fanafody : nisy ny tolo-kevitra hanafainganana ny asa
Niara-nijery ny olana momba ny fanafarana ireo fanafody sy kojakojam-pahasalamana ny Unicef sy ny Alliance mondiale pour la facilitation des échanges (GATF) ary ny governemanta malagasy tao anatin’ny atrikasa roa, teto Antananarivo sy Toamasina. Nandray anjara ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina ary ny mpiray ombon’antoka, nidinika ny vahaolana. […]
Vaksiny miaro amin’ny bilarziozy : Malagasy 60 nanaovana andrana «clinique», ny volana jona teo
Eo am-panaovana andrana «clinique» ny vaksiny miaro amin’ny aretina bilarziozy, amin’izao fotoana izao. I Madagasikara sy i Burkina Faso no nampiharana azy taorian’ny andrana voalohany tany Texas satria manam-pahazaina amerikanina no nahita ny vaksiny, ny taona 2021. Efa nahita vaksiny miaro amin’ny aretina bilarziozy ny manam-pahaizana amerikanina. Natolotra ny firenena […]




