Le troisième Président de la délégation spéciale (PDS) d’Antananarivo cette année a été nommé hier, à la veille du lancement de la campagne pour les élections municipales et communales. Alexandre Marie Georget, président fondateur du parti vert “Antoko Maitso-Hasin’i Madagasikara”, succède ainsi à Harilala Ramanantsoa, qui s’est portée candidate à […]
Auteur/autrice : Adnews
Olona iray maty : moto nifandona tamin’ny taxi-be
Moto iray nitondra olona roa no nifandona tamina taxi-be iray mampitohy an’Anosy sy Imerintsiatosika. Nampivarahantsona ny zava-nisy teny an-toerana. Satria, maty tsy tra-drano ny lehilahy iray nitondra ilay moto raha nipitika mihitsy ny tongotr’ilay tovovavy sakaizany nipetraka tao aoriany. Voalazan’ ireo olona nanatri-maso ny fitrangan’ny loza teny an-toerana, nandeha mafy […]
Fanotofana tany tsy ara-dalàna : hatsangana ny vondrona manokana miady amin’izany
Naaton’ny fanjakana ny fanotorana tany noho ny antony maro samihafa. Mbola misy anefa ireo manao izany ankehitriny ka handraisan’ny fanjakana sy ny tomponandraikitra fepetra. Ao anatin’ny ezaka rehetra hamongorana sy hiadina amin’ireo tambajotra sy vondron’olona manao fanotorana tany tsy ara-dalàna ny fitondram-panjakana amin’izao, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy fanajariana ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Vinavinaina hanomboka amin’ity herinandro ity ny asa fanamboarana ireo lavadrano (forage) miisa 35 eto Antananarivo. Hatao eto an-dRenivohitra ny 7 amin’ireo lavadrano, raha miisa 14 ho an’Antananarivo Atsimondrano, 7 ho an’Avaradrano ary 7 ao Ambohidratrimo. Hamokatra rano 700m3 isan’andro ireo lavadrano ireo ka miisa 24 500 ireo hisitraka izany. Marihina fa […]
« Fahaizana ho an’ny rehetra » : miara-miasa ny fitondram-panjakana sy ny UE
Vita sonia ny zoma teo, ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny governemanta malagasy sy ny Vondrona eoropeanina (UE) mahakasika ny fampiofanana arakasa ny tanora sy ny vehivavy. Mitentina 35,5 tapitrisa euros ny famatsiam-bola entina hanatanterahana ny fandaharanasa. Haharitra enin-taona izany ka hampiofana ireo tanora amina sehatra miisa efatra hananana hoavy mamiratra. Ao anatin’izany ny […]




