Auteur/autrice : Adnews

Oniversiten’Antananarivo: 60 taona ny sampam-piofanana momba ny toekarena

Namoaka manampahaizana maro sy tomponandraikitra ambony misahana ny raharaham-panjakana ny sampam-piofanana tao anatin’ny taona maro momba ny toekarena ny eny amin’ny Oniversiten’ Antananarivo, izay feno 60 taona ankehitriny. Manamarika ny faha-60 taona niorenany ny sampam-pianarana momba ny toekarena ao amin’ ny fakiolten’ny toekarena, fi­tan­tanana ary ny sosiolojia eny amin’ny Oniversiten’Anta­nanarivo, […]

TARATRY ny KANTO

Hotontosaina, anio, ny “Tsangantsaigny” any Ambatoharanana, Ambilobe. Hetsika ara-kolontsaina sy ara-pomba anisan’ny lehibe indrindra any an-toerana izy ity. Efa nafindra avy any Antsaravibe nihazo an’Ampisikina ny “hazomanjaka”, omaly. Efa vory lanona any an-toerana ihany koa ireo zanak’Ankarabe rehetra hanatontosa ity fotoan-dehibe ity. Manentana ny Malagasy rehetra hanohana an’i Filamatra Matokia. […]

“World Poetry Slam Championship 2024”: Hiatrika ny manasa-dalana, anio, i Konahy Jr

Anisan’ny fotoan-dehibe ho an’ny “World Poetry Slam Championship” ny anio. Efa vonona tanteraka ny solontena malagasy hiatrika izany. Tanterahina anio ny dingana manasa-dalana amin’ny “World Poetry Slam Championship”, andiany fahatelo, atao ao an-drenivohitr’i Togo. Firenena 25 no tafita amin’izany dingana izany ary anisan’izany i Madagasikara amin’ny alalan’ Andrianahy Bastino na […]

Hakanto Contemporary: hanao fampirantiana i Benjamin Loyauté

Hanatanteraka fampirantiana eny amin’ny Hakanto Con­temporary Ankadimba­ho­a­ka, ny 23 novambra 2024, i Ben­jamin Loyauté. “Four seasons” no anarana nampitondraina ity fampirantiana ity. Mandritra izany no hampahafantaran’i Benjamin Loyauté ny maha izy azy eo amin’ny se­hatry ny zavakanto. Hane­ho­any ihany koa ireo zavakanto novokariny nandritra ny fandalinana nataony teto Mada­ga­sikara sy […]