Ho fampiroboroboana ny teny malagasy. Mikarakaraka fifaninanam-pirenena momba ny literatiora ny eo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. “Mitohy ary tsy hifarana ny fandraisana ny sanganasan’ireo mandray anjara raha tsy ny voalohan’ny volana janoary 2025”, hoy ny tomponandraikitra. Sokajy telo no hanatanterahina ny fifaninanana : tantara foronina, tantara fandefa amin’ny radio […]
Auteur/autrice : Adnews
Fitohizan’aina: Voky lainga ny taranaka
Firenena maro maneran-tany no miaro fatratra ny tantarany, ny fombany sy izay momba azy rehetra. Tsy mba tahaka izany ny Malagasy. Maro tsy tambo isaina ny tantarany no diso. Tsy vitsy ireo fombany no novaina. Atombaka eo imasony ny karazana hatsanga tsy aman’orana fa ataony telimoka… Miainga any amin’ny ankohonana, […]
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny vaovao niely manerana ny tambajotran-tserasera, omaly, fantatra fa efa mpilalao ofisialin’ ny Paris FC France, diviziona faharoa, i El Hadari, lohalaharan’ny Barea de Madagascar, amin’izao fotoana izao. Tsiahivina moa fa mpilalao niainga tao amin’ny Ajesaia izy ary ny klioban’ny St Michel United Seychelles no nilalaovany farany. Efa miomana […]
Resin’i Tunisie ny Barea” : nametra-pialana ny mpanazatra Rôrô
Raraka! Tsy tafita hiatrika ny “Can 2025”, izay hatao any Maroc, intsony ny Barea de Madagascar, rehefa resin’ny Aigle de Carthage Tunisie, tamin’ny isa 3 no ho 2, omaly, tao Afrika Atsimo. Mitana ny laharana farany hatrany isika, ary manana isa 2, ao amin’ity vondrona “A” hiadiana ny tapakila hiatrehana […]
Échecs-Maneran-tany: hisolo tena i Tsinjoviniavo Aina
Tanterahina any Montesilvano Italie, nanomboka omaly hatramin’ny 27 novambra izao, ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja échecs, sokajy Cadet. Tsy diso anjara amin’izany ny eto an-toerana. Malagasy mpilalao échecs, Tsinjoviniavo Aina Mahasambatra no hisolo tena ny Malagasy mandritra ity fifaninanana ity, izay efa nihazo an’i Italie. Mpilalao échecs anisan’ny zandriny […]




