Auteur/autrice : Adnews

Touche pas à mon poste !

Verrouillage, mainmise…chasse gardée ? C’est l’impression que cela donne, après l’abrogation par « erreur »de deux hauts responsables au sein du ministère de la Jeunesse et des sports suscitant des réactions acerbes dans le milieu et sur les réseaux sociaux. Annuler le décret y afférent, juste après sa publication, c’est […]

Zaza kambotin’ny polisy : nahazo tohana avy amin’ny masoivohon’i Etazonia

Nanolotra boky miisa 600 ho an’ny akany fitaizana zaza kambotin’ny polisim-pirenena, ao Ambatolampy, ny Masoivohon’i Etazonia eto Madagasikara, Richard Hays. Natao hampitaovana sy ho fanampiana ireo ankizy beazina eo anivon’ny akany ireto boky ireto. Ahitana boky fampianarana, boky natokana ho an’ny ankizy ary « roman » ireto natolotry ny Amerikanina ireto. Nandray […]

Sehatry ny jono: hitondra ny feon’ireo Nosy aty Afrika i Madagasikara

Voatendry ho mpitondra ny feon’ireo Nosy rehetra aty Afrika i Madagasikara. Nivoitra izany tamin’ny fihaonan’ireo firenena mikambana ao anatin’ny Vovonana SIDS/Pied ho an’ny jono sy toekarena manga. Hifarana anio, ao Nai­vasha Kenya, ny kongresy faharoa eo anivon’izany vovonana izany rehefa nanomboka afakomaly. Fi­haonan’ireo komity mpanantanteraka eo anivon’ny tam­bajotran’ny fampamokarana anaty […]