Auteur/autrice : Adnews

Fiahiana ara-tsosialy : “Sambany izao vao tsara tantana ny Cnaps” hoy Rajoelina Andry

Miroso mankany amin’ny niomerika ihany koa ny fiahina ara-tsosialy eto Madagasikara ankehitriny. Hitondra voka­tsoa maro izao firosoana any amin’ny niomerika izao ary hanala fahasahiranana ho an’ireo mpisitraka izany. «Sambany vao tsara tantana ny Cnaps ary manana am­bim-bava izy ireo amin’izao», hoy ny filoham-pirenena Ra­joelina Andry. Nivoitra izany nandritra ny lanonana […]

Magazay Cosmos Akoor Digue : fihenam-bidy hatramin’ny 75%

Nisokatra voalohany omaly maraina, ny sampana tranombarotra Cosmos eny amin’ny Akoor Digue Andohatapenaka. Magazay faha-7 eto Antananarivo manampy isa ny 11 any amin’ny faritra. Manome tombontsoa lehibe ho an’ny mpanjifa ny Cosmos Akoor Digue amin’izao fisokafany izao. Fihenam-bidy amin’ny entana maro, hatrany amin’ny 75%, hatramin’ny 10 novambra. Eo koa ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Nankatoavin’ny loholona ihany koa ny teti­kasa Fly-over Maki, omaly. Famatsiam-bola mitotaly 31,5 tapitrisa dolara, ka avy amin’ny Banky arabo ho an’ny fampandrosoana aty Afrika (Badea) ny 28,5 tapitrisa dolara, raha avy amin’ny fanjakana malagasy ny 3 tapitrisa dolara. Efa lany teny amin’ny Antenimieram­pi­re­nena ity volavolan-dalàna ity, ny 5 novambra teo. […]

MTA-ONTM: miverina ny fiaraha-miasa amin’ny Corsair

Niverina niantoka ny zotra Antananarivo-Paris ny kaompania Corsair, ny jona 2023. Mifameno amin’ny tanjon’ny fanjakana malagasy hampiroboroboana ny fifamoivoizana ana habakabaka ny fisiany, sady hampitomboana ny mpizahatany sy mpandraharaha ihany koa. Natao, omaly, ny fi­fanarahana fiaraha-miombon’ antoka eo amin’ny minisiteran’ ny Fizahantany sy ny asa ta­nana (MTA) sy ny kaompania […]