Mitodika mankany amin’ ny fanatsarana ny famokarana ny kaominina Ambolotarakely, distrika Ankazobe. Notokanana ny 2 oktobra teo ny tohodrano nohavaozina, nataon’ny Fandaranasan’ny Firenena mikambana ho an’ny fampandrosoana (Pnud). Mahatondraka tanimbary 300 ha ity fotodrafitrasa ity, raha 30 ha teo aloha. Nilaza ny filohan’ny mpampiasa rano, ao amin’ny tambajotra Tsara, Randrianantenaina […]
Auteur/autrice : Adnews
Baolina kitra afrikanina : nosazian’ny Fifa enim-bolana i Samuel Eto’o Fils
Ny alatsinainy lasa teo, namoaka ny sazy ho an’i Samuel Eto’o Fils, filohan’ny federasiona baolina kitra Cameroun (Fecafoot), tao amin’ny tambanjotra serasera ny vaomieran’ny fitsipi-pifehezana eo anivon’ny federasiona iraisam-pirenena (Fifa). Nosaziana enim-bolana tsy mahazo mijery sy manatrika ny lalao hataon’ny ekipam-pireneny ny Liona tsy voafolak’i Cameroun, ny tenany. Anton’izany ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny alahady 6 oktobra ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny ankatoky ny famaranana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja Rugby, sokajy vehivavy. Hifanandrina amin’izany ny UAS Cheminots sy ny Fanja Anjanahary. Tontosa ny talata lasa teo, tamin’ireo kianja enina manerana ny Nosy, ny andro voalohany hiadiana […]
Volley : hohatsaraina ny fahaizan’ny mpanazatra
“Hatsarao ny fahaiza-manao!”, io no lohahevitra amin’ny fiofanana karakarain’ny FIVB (Fédération Internationale de Volley Ball), natokana ho an’ny mpanazatra niveau 1. Anisan’ny hisitraka izany ny mpanazatra eto Madagasikara, ka ny mpampiofana iraisam-pirenena, Razafinjatovo Jean Honoré, no hitarika izany. Hizara ny traikefany izy amin’ny maha mpampiofana iraisam-pirenena azy. Tsiahivin fa efa […]
Judo-Maneran-tany: hifanandrina amin’i Eva Ognivova Rasoanaivo Laura
Rahampitso no hanomboka ny fifaninanana, eo amin’ny sokajy nisy an-dRasoanaivo Razafy Laura, ao anatin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja judo, sokajy juniors. Efa fantatra ny hifanandrina voalohany amin’i Laura, dia i Eva Ognivova (athlète individuelle neutre), eo amin’ny sokajin-danja latsaky ny 70 kg. Fifaninanana tanterahina any Dushanbe Tadjikistan, nanomboka omaly […]




