Auteur/autrice : Adnews

OIF: Hisokatra rahampitso ny fihaonana an-tampony faha-19

Tanterahina ao Paris, Fran­tsa, ny 4 sy 5 oktobra 2024, ny fihaonana an-tampon’ny Fran­cophonie, andiany faha-19. Miisa 88 ireo firenena sy go­vernemanta mivondrona ao anatin’ny Organisation Inter­nationale de la Francophonie (OIF). Anisan’ny hia­trika izany ny fitondram-panjakana mala­gasy, tarihin’ny filoham-pire­nena, Rajoelina Andry, miaraka amin’ny vadiny sy ireo mpikambana sasany eo anivon’ny […]

Olan’ny dosie firotsahan-kofidina: mbola afa-mitory ireo kandidà tsy mahazo rariny

Efa ao anatin’ny fandinihana sy ny fikirakirana ireo fitarainan’ny kandidà mpirotsaka hofidina ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina ny eo anivon’ny Ceni, amin’izao fotoana izao. Mbola afaka mampiakatra ny raharaha ireo tsy afa-po. Nam­baran’ny mpampaka-teny eo anivon’ny rafitra mikarakara ny fifidianana, i Soava Andriamarotafika, omaly, tamin’ny antso an-telefaonina fa maherin’ny 30 ireo […]

Minisiteran’ny Fitsarana : namindra fitantanana ny tale kabinetra

Notanterahina teny amin’ny minisiteran’ny Fitsarana, Fara­vohitra, omaly ny famindram-pitantanan’ny tale kabinetran’ ny minisitry ny Fitsarana teo aloha, Rarivojaona Emile. Nan­dray izany ny talen’ny kabinetra vaovao, Rabearisoa Rochel. Tamim-pirahalahiana tanteraka ny famindran-tanana. Nanka­si-traka ny asa vitan’ny tale kabi­netra teo aloha ny tale kabinetra vaovao, izay nilaza fa vonona hanohy ny ezaka […]

Fandraisana anjara amin’ny fifidianana : mbola saro-toerana ny manana fahasembanana

5 189 na 0,096% amin’ny mpifidy ny manana fahasembanana nifidy tamin’ny fifidianana depiote, mey 2024. Izay no voalazan’ny Ceni, notate­rin’ny Safidy tamin’ny atrikasa fampandraisana anjara ny manana fahasembanana amin’ny fifidianana, teny Am­batonakanga, omaly. Namba­ran’ny tomponandraikitry ny fanentanana sy fampandrai­sana anjara ny manana fahasembanana amin’ny fifidia­nana, Razafindrakoto Falihery, fa mbola maro […]

Razanamahefa Désirée Marie Stella : “Very ny hevitry ny hoe fisafidianana amin’ny kandidà tokana”

Hanao ahoana ny fifidianana kaominaly? Eo amin’ny 80 eo ho eo ny kaominia tsy misy afa-tsy kandidà tokana. Maneho ny fijeriny ny mpitondra tenin’ny Sampana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy), Razanamahefa Désirée Marie Stella. Gazety Taratra (*): Ahoana ny fahitanao ny fisian’ny kaominina tsy misy afa-tsy kandidà tokana […]