Nisitraka fotodrafitrasa moderina hianaran’ny zanany ny mponina ao amin’ny fokontany Amboniavaratra, kaominina Ampanotokana, distrikan’i Mahitsy. Triatra sady simba nandritra ny taona maromaro, tsy afaka nampiasa ireo efitrano fianarana ireo intsony ny mpianatra tao an-toerana. Nanoloana io, nandray an-tanana ny fanarenena ny sekoly tamin’ny lafiny rehetra, ny orinasa Tozzi Green. Nohavoazina […]
Auteur/autrice : Adnews
Salon de l’auto 2024 : Fiara sy loka maro hosarihana
Fotoana mampiray ireo mpankafy fiara ny «Salon de l’auto» 2024. Hiavaka tanteraka ny andiany faha-14 amin’ity taona ity. Hisy ny lalao «Tombola SMS» hahazoana fiara vaovao, moto, finday avo lenta avy amin’ny Telma Madagascar ary loka maro samihafa avy amin’ireo mpanohana ny «Salon de l’auto». Marihina fa natokana ho an’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 23 oktobra ka hatramin’ny 3 novambra ho avy izao, ny fifaninanam-pirenena amin’ ny baolina kitra lalaovina anaty efitrano «futsal». Fifaninanana karakarain’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Hisy sokajy dimy izany fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara izany, ny U13 ; U15 ; U17 ary ny «véteran» mihoatra ny 35 taona sy […]
Handball – Mada 2024 : hiatrika ny CCCOI izay tompondaka
Araka ny tapaka teo anivon’ ny fikambanan’ny handball eto amin’ny ranomasimbe Indianina (AROI), hotanterahina eto Madagasikara ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, ho an’ny ekipa tompondaka (CCCOI 2024). Hampiantrano izany ny ligin’ Analamanga ka raha tsy misy ny fiovana farany, hatao ny 14 ka hatramin’ny 23 novambra 2024, izany […]
Slalom – Mada 2024: hiditra amin’ny dingana fahenina
Hotanterahina ny sabotsy 28 sy ny alahady 29 septambra ho avy izao, eny amin’ny “circuit” SRK Imerintsiatosika ny dingana fahenina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja Slalom sy ny course de côte, taranja mekanika. Fihaonana karakarain’ny klioba FMMSAM. Hanana ny lanjany goavana ity fihaonana ity. Satria, dingana mialoha ny […]




