Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

« Andeha hidera azy ». Tanterahina rahampitso, eny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy Fana­tanjahantena Mahamasina, ny fampisehoana, iarahana amin’ny antokom-pihira Hosana Ambohijatovo Fitiavana. Hetsika tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny tarika izy ity, handrenesana ireo hira nankafizana sy nahafantarana ny tarika hatramin’izay. Rahampitso tolakandro, eny amin’ny CCEsca Antanimena, no hanatontosana ny fampisehoana […]

« Dia rodoben’ny vakiboky »: Aina vao ho an’ny soratra

Nanakambana sokajin’olona sy karazan-tsehatra samihafa ny « Dia rodoben’ny vakiboky an-dalambe » andiany fahatelo, notontosain’ny Fika­m­banan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Havàtsa-Upem, omaly. Tazana tao anatin’ity dia rodobe ity ny mpianatra, mpampianatra, mpikaroka sy mpandalina ny teny malagasy, ny akademisianina, ny fikambanana mitovy asa sahanina amin’ny Havàtsa-Upem tahaka ny Faribolana Sandratra, mpanoratra, […]

Taom-pianarana 2024 – 2025: tsy mahazo laka ny kolontsaina

Na efa maro aza ireo nangataka ny hanovana ifotony ny fandaharam-pianarana eto Madagasikara. Hatramin’izao, mbola tsy nahazo valiny mazava izy ireny. Omeo lanja ny fanabeazana miompana amin’ny fahalalana ny kolontsaina sy ny soatoavina malagasy. Tsy nisy zava-baovao maneho fa miroso mankany ny fanabeazana ny taranaka malagasy. Andro vitsy sisa no […]

« Jôkôsô – Festival du Rire » : hiditra amin’ny andiany fahefatra ny hetsika

Zavakanto iray manana ny toerany amin’izao fotoana izao ny hatsikana, indrindra ny sokajy “Stand Up”. Hetsika lehibe iray manondrona ireo Malagasy mpanao hatsikana ny “Jôkôsô – Festival du rire”, ny karazany izay nataon’ny zoky teo aloha, na ny “Stand Up” vao taty aoriana. Tanterahina ny 11 hatramin’ny 15 septambra 2024, […]

FANTINA sy FINTINA

Nitsidika tamim-pomba fifanajana ny Praimi­nisitra Ntsay Christian, ny sekretera maharitry ny Organisation pour l’harmonisation du droit des affaires (Ohada), ny Pr Mayatta Ndiaye Mbaye, teny Mahazoarivo, afakomaly. Nifantohan’ny fihaonana ny fanirian-dry zareo ny hidiran’i Madagasikara ao anatin’io fikambanana io. Nilaza ny Praiminisitra fa mbola mila fifampidinihana eo amin’ny mpisehatra rehetra […]