Auteur/autrice : Adnews

MJS-PNUD: Hanohana tetikasa ho an’ny tanora

Nitovy ny fomba fijery eo amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena sy ny Pnud, nandritra ny dinika nifanaovan’ny roa tonta, omaly, teny Ambohijatovo, dia ny fanomezana sehatra ny tanora amin’ny fampandrosoana ny firenena. Tetikasa roa samy mifantoka amin’izany ny « Youth Connect sy ny Youth Corner », izay nambaran’ny eo anivon’ny Pnud […]

Foibe Manjary Soa 67 Ha: hiantohan’ny Axian ny sakafo mandritra ny taom-pianarana

Miara-miasa amin’ny sehatra tsy miankina sy ireo orinasa ny minisiteran’ny Asa amin’ny fampandehanana ny foibe Manjary Soa mitaiza ireo ankizy sahirana. Nanohina ny antso ny vondrona Axian. Tonga nanolo-tanana ny foibe Manjary Soa 67 Ha ny vondron’orinasa Axian, omaly. Nanome fitaovam-pianarana sy kojakoja hiatrehina ny fidirana an-tsekoly izy ireo. Nampanantena […]

INDRAY MIJERY

58,86% ny taham-pahafahana fanadinana bakalorea tamin’ity taona ity. 58,01% izany ho an’ny bakalorea ankapobeny ary 74, 58% ho an’ny bakalorea teknika. Nidina kely io taha io raha oharina tamin’ny taon-dasa (59,93%). Tsiahivina fa nilamina ny fanadinana bakalorea tamin’ity taona ity, tsy toy ny tamin’ny taon-dasa. Notanterahina tamin’ity herinandro ity ny […]

Boriborintany V: tokantrano 2 100 nisitraka ny Tsimbina faharoa

Natao afakomaly, tetsy amin’ny Boriborintany faha-5, ny fizarana ny andiany faharoa amin’ny vatsy Tsimbina tanterahin’ny minisiteran’ny Mponi­na sy ny firaisankina. Ireo tokantrano nisitraka ny andiany voalohany tetsy Maha­masina nandritra ny fanokafana ny fizarana niarahana tamin’ny filoham-pirenena ireto nahazo ny andiany faharoa ireto. Mahatratra 2 100 izy ireo no nahafeno ny […]

APIPA: fanamby ny tsy hisian’ny tondradrano eto Antananarivo

Miasa tsy an-kiato ao anatin’ny 20 andro ireo mpiara-miasa ao amin’ny Apipa hahazoana vokatra misongadina. Tanjona ny tsy hisian’ny tondradrano amin’ny lemak’Antananarivo amin’ity fotoam-pahavaratra ity. Miomana avy hatrany amin’ny fiatrehana ny vanim-potoan’ny fahavaratra ny Apipa. Nanao fanamby ny ekipa tarihin’ny tale Ramanantsoa Andriamahafaly Rado ny tsy hisian’ny fiakaran’ny rano mihoapampana […]