Tanterahina anio tolakandro, eny amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM Analakely), ny fampisehoana ny «Inclusion». Soradihy iarahana amin’ny vondrona mpandihy, Collectif Ndaty izy ity, izay tafiditra ao anatin’ny hetsika «Festival Temps Fort Danse», andiany faharoa. Mifantoka tanteraka amin’ny dihy, manana tanjona ny hampivondrona ho iray ny dihy sy ny mpiangaly […]
Auteur/autrice : Adnews
Lasa kilalaom-bahiny…: mila mijery ny fototra Malagasy
Na tsy azo ampifandraisina loatra aza, satria, samy manana ny hanitra ho azy. Misy fifamatorana ihany ny kolontsaina malagasy sy ny finoana nampidirin’ny vahiny noho ny nisian’ny vanim-potoana ela niarahan’ny roa tonta. Na izany aza, aleo ny fototra no hilaza ny fahamarinana ! Tsy nankalaza ilay lazain’ny kristianina fa «andro nahaterahan’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 26 septambra hatramin’ny 5 oktobra ho avy izao, any Mozambika, ny fifaninanana baolina kitra ho an’ireo firenena aty amin’ny faritra atsimon’i Afrika, Cosafa U-20. Ao anatin’ny vondrona B no misy an’i Madagasikara, Zambie, Angola, ary i Namibia. Nomontsanin’ny XV Beravina Itaosy, tamin’ny isa 47 no ho 19, ny […]
Fiaraha-miasan’ny MJS – Unicef : tanora malagasy dimy ho any New York
Nanao tohivakana, omaly, ny fitsidihana ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Abdulah Marson Moustapha, teny Ambohijatovo. Anisan’ny nanatanteraka izany ny teo anivon’ny Unicef, izay nampiseho ny fahavonany hanohana ny tanora malagasy. Hisy ny “Sommet de l’avenir” hatao any New York, manomboka ny 18 septambra izao, ka Malagasy 5 hiatrika […]
« Island Padel Cup »: hiaona La Réunion sy i Madagasikara
Hotanterahina anio, eny Soavina, ny andro fahatelon’ny fifaninanan’ny Nosy, “Island Padel Cup”, taranja tenisy anaty efitrano. Hiady izay ho laharana voalohany amin’ity lalao hazoana filaharana ity, i Madagasikara sy ny nosy rahavavy, La Réunion. Marihina fa ireto firenena roa ireto ihany no hiatrika ny famaranana amin’ny 7 septambra ho avy […]




