Nanomboka omaly ka hatramin’ny zoma izao, ny hetsika “Semaine économique de l’AEMAJA” andiany faharoa. Hetsika manome tombony eo amin’ny fifandraisan’ny firenena japoney sy Malagasy, indrindra eo amin’ny sehatry ny toekarena. Misahana sehatra maro eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana ny Association économique Madagascar Japon (AEMAJA) . Tombony ny fifaneraserana, fifanakalozan-kevitra sy traikefa ary […]
Auteur/autrice : Adnews
Mialoha ny PRE : tombanana ny fari-pitrandrahana
Maro ny toeram-pitrandrahana any amin’ny kaominina, ao anatin’ny faritra 23 notsidihin’ny minisitera foibe sy ny fitantanam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika. Fidinana ifotony tsy maintsy natao, mialoha ny hanavaozana ny fahazoan-dalana ho an’ny mpitrandraka madinika (PRE). Nohazavain’ny mpamita iraka ny tena anton-dian’izy ireo. Eo koa ny tombana […]
Sahanala S.A-BEI : 20 tapitrisa euros ho an’ny fambolena sy ny jono
Manohana ny fampiroboroboana ny sehatry ny fambolena sy ny jono ny Banky eoropeana ho an’ny fampiasam-bola (BEI). Nisitraka izany ny orinasa tsy miankina Sahanala S.A. Mitentina 20 tapitrisa euros ny fampindramam-bola avy amin’ny Banky eoropenina ho an’ny fampiasam-bola (BEI) ho an’ny orinasa tsy miankina Sahanala S.A. Hahena ny fiankinan-doha amin’ny […]
INDRAY MIJERY
10 mianadahy ireo mpianatry ny Akanin’ny marenina (Akama) 67ha niatrika ny fanadinana Bakalorea, nanomboka ny alatsinainy teo. Sokajy A2 avokoa izy ireo. Etsy amin’ny foibem-panadinana CEG Betsimitatatra no hanatanterahan’izy 10 mianadahy ny fanadinana. Adika amin’ny teny tanana avokoa ny laza adina rehefa voazara. Mahatratra 24 707 ireo tanora miatrika ny […]
Building eny Ivato: efa akaiky ny fisarihana ireo tsara vintana
Efa tsindrindaona ireo rehetra nisoratra anarana hisitraka ny building eny Ivato. Fantatra fa efa tsy ho ela izany satria efa ho vita ny asa. Mamarana ny asa fanamboarana ny atiny sy ny ivelan’ny trano ny mpandraharaha miandraikitra izany amin’izao fotoana. Ho vita ao anatin’ny iray volana ny asa, raha ny […]