Azo antoka izao fa hihemotra amin’ny 11 desambra ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna izay nokasaina hatao amin’ny 6 novambra? Raha tsy misy ny fiovana amin’ny fotoana farany… Tsy inona fa izay mety ho fanapahan-kevitry ny governemanta, indrindra ny Filankevi-panjakana izay fitsarana misahana izay fifidianana izay. Hanao ahoana? Azo […]
Auteur/autrice : Adnews
Fifanaraham-piaraha-miasa: hitsidika an’i Guinée-Bissau ny filoha Rajoelina
Taorian’ny fitsidihana nataony tany Frantsa, izay nihaonany tamin’ny filoha frantsay Emmanuel Macron sy nanatrehany ny lanonam-panokafana ny lalao Olympika dia manohy ny diany any amin’ny kaontinanta afrikanina indray ny filoha Rajoelina Andry. Manomboka ny fitsidihana an’i Afrika izay tanterahin’ny filoha Rajoelina Andry. Andrasana anio folakandro ao Bissau, renivohitr’i Guinée-Bissau, izy […]
TSELATRA
Lahiantitra 60 taona, voalaza nanolan-jaza vao 5 taona nosamborin’ny mpitandro filaminana tao Fenoandalana, distrikan’ Betioky Atsimo, ny faran’ny herinandro teo. Notanana atao famotorana io lehilahy io raha toa ka manaraka fitsaboana ny lasibatra. Hiakatra fitsarana anio ireo olona 10 voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny famonoana an’i Allan, ilay ankizilahy 10 taona […]
Andohatapenaka : rongony 405 kg saron’ny polisy
Tra-tehaky ny mpitandro filaminana ny fiara lehibe iray nitondra rongony nilanja 405,2 kg teny Andohatapenaka, afakomaly. Nanao fisavana tampoka io fiara nandalo io ny polisy miasa eny an-toerana. Hafahafa ny fihetsiky ny mpamily rehefa nangataka ny hanehoana ireo entana tamin’ ny fonosana maromaro ny polisy. Gony am-polony no nentina tao […]
Antsirabe : lehilahy hita faty tao anaty lakandrano
Fatin-dehilahy iray manodidina ny 30 taona, nihohoka, no hitan’ny olona tao anaty lakandrano ao amin’ny fokontany Ambohidava Antsirabe, omaly tamin’ny 10 ora maraina. Tonga teny an-toerana ny polisy niaraka tamin’ny dokotera avy ao amin’ny CSB2 nanao ny fizahana ny razana. Nandritra izany no nahitana fa fahafatesana tsotra no nahafaty azy […]




