Tonga maro ny mpijery nandritra ny seho “Generation 2000’s”, omaly. Nahasarika ny mpankafy ny hahita mivantana indray ireo mpanakanto nandray anjara tamin’io fotoana io. Tontosa omaly, tetsy amin’ ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fampisehoana “Generation 2000’s”. Hetsika nokarakarain’ny SR Event, notohanan’ny Telma. Nanohina mpankafy maro ny seho […]
Auteur/autrice : Adnews
Mahaleo, Benny sy Bebey, Samoëla: nafana ny « Revy Revy mody masoandro »
Tsy nahasehaka ny hafanana nentin’ny « Revy Revy mody masoandro » ny hatsikan’ny ririnina! Mahaleo, Samoëla, Benny sy Bebey ary Nini (Lôlô sy ny tariny), tafaray samy andrarezina no nanapariaka ny hafanana avy eny an-tsehatra… Tafapaka teny amin’ireo mpijery tonga maro be teny amin’ny Parking CCI Ivato izany. Nihira, nifaly, naneho ny […]
Tsy an’ny mpanala Bac irery intsony: voatetin’ny « Manal’Azy vita Bacc » ny 33 taona
… Somary nangingina… Tonga tsikelikely ny mpijery… Feno tanteraka ny Kianja Barea Imahamasina. Nahitana sokajin-taona samihafa ny teny an-toerana. Nafana tanteraka ny « Manal’Azy vita Bacc » andiany faha-33. Notanterahina omaly, teny amin’ny Kianja Barea Imahamasina, ilay fampisehoana « Manal’ Azy vita Bacc » niarahana tamin’ny Olombelo Ricky. Andiany faha-33, nahitana fa tsy an’ny […]
FANTINA sy FINTINA
“Tsy mety intsony hoe izao no mbola hifampidinika”, hoy ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, ny faran’ny herinandro teo. Tsy any amin’ny hoe mila fifampidinihana sy fiaraha-mitantana izany izao. Efa voafidy ny filohan’ny Repoblika ary efa voatendry ny Praiminisitra. Aleo hanao ny asany araka ny tokony ho izy ry […]
Kardinaly Tsarahazana Désiré : “Ialao ny fihatsarambelatsihy
Ho an’ny rehetra ny hafatra? “Ialana ny fihatsarambelatsihy, ialana io kabary tsara lahatra io. Fa mba ho hita taratra marina ary hita eo amin’ny fiainana ny fandrosoana, ny fifankatiavana marina”. Izay no anisan’ny anjara fitenenan’ny kardinaly sady arsevakan’ny diosezin’i Toamasina, ny kardinaly Tsarahazana Désiré, nandritra ny sorona masina notarihiny tany […]




