Mitohy hatrany ny fahombiazana ho an’ny tarika Duzzy Brains. Hiezaka hivelatra kokoa amin’ny eto Madagasikara ny tarika, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Tontosa omaly, teny amin’ ny Kudéta Anosy, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nataon’ny tarika Duzzy Brains. Tao anatin’izany no nampahafantarana misimisy kokoa ny tarika sy nilazana ny mahakasika […]
Auteur/autrice : Adnews
Lalao Olympika 2024 : hisantatra ny fifaninanana i Jonathan, anio
Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy, tao Paris France, ny lalao Olympika 2024. Firenena 206 no hiady medaly volamena amin’ny taranja 47. Anisan’ireo i Madagasikara. Hisantatra ny fiakarana an-tsehatra, Raharvel Jonathan eo amin’ny taranja lomano. Taorian’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny lalao Olympika 2024, notanterahina tao amin’ny reniranon’i Seine, omaly, avy hatrany […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 28 jolay hatramin’ny 4 aogositra ho avy izao, eny amin’ny kianja mitafon’ny CJST Toamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taona 2024, ho an’ny sokajy zandriny U18, lahy sy vavy. Tsiahivina fa nanjakan’ny GNVB Analamanga tanteraka ny fifanintsanana U14 sy U16, izay natao tany Mahajanga, ny 14-20 jolay lasa […]
FANTINA sy FINTINA
Nodimandry teo amin’ny faha-78 taonany, afakomaly, ny mpanao politika Soja Jean André na Kelata. Filoha mpanangana ny antoko politika Liarake izy, ary mpanolotsaina manokan’ny filohan’ny Repoblika nanomboka tamin’ny taona 2022. Efa loholona sy mpikamban’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) koa izy, ary mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny fizahantany. Ao anatin’ny fankalaza […]
Fifidianana kaominaly: nahemotry ny Ceni amin’ny 11 desambra ny daty
“Mifantoka ao anatin’ny tontolon’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna ny resaky ny mpisehatra politika. Nisy ny ny volavolan-kevitra naroson’ny Ceni ny governemanta ny amin’ny tokony hanatanterahana izany amin’ny 6 novambra”. Io ny fanazavan’ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly, momba ny fanatanterahana fifidianana kaominaly. Nisy ny taratasy nampitain’ny […]




