Notanana vonjimaika any am-ponja ny renim-pianakaviana iray namono nahafaty ny zanany vao 2 taona monja, tao Mampikony, omaly. Nisaraka tamin’ny rain-janany io ramatoa io ny volana mey lasa teo. Taizan’aretina anefa ilay zaza ka tsy afa-nitsangana. Manoloana io fahasembanan-janany io, nitsiry ny hevi- dratsin’ilay ramatoa reniny. Novonoina tamin’ny fomba feno […]
Auteur/autrice : Adnews
Tafaporitsaka ny iray : jiolahy nahatrarana rongony roa gony
Saron’ny zandary tao amin’ny kaominina Belalôgno, distrikan’i Befandriana Avaratra, afakomaly, ny jiolahy iray niaraka tamin’ny rongony roa gony. Nahazo loharanom-baovao momba ny fisian’ity jiolahy mpanao trafikana zava-mahadomelina ity ny zandary ka nahafahana nanao ny vela-pandrika. Roa lahy izy ireo no nitondra entana tao amin’ny fokontany Ambodiadabo saingy tafaporitsaka ny iray. […]
Fanararaotana ara-nofo : Pasitera voaheloka higadra herintaona
Nomelohin’ny fitsarana hamita sazy an-tranomaizina herintaona miampy onitra 16 tapitrisa Ar ny pasitera amina fiangonana zandriny iray ao Ambalamanasy Toamasina, nandritra ny fivoahan’ny didim-pitsarana momba azy, ny alakamisy teo… Nivoaka ny alakamisy lasa teo ny didim-pitsarana manameloka ny pasitera iray ao amin’ny fiangonana zandriny, ao Ambalamanasy Toamasina. Nomelohin’ny fitsarana hamita […]




