Hiatrika ny fanadinana CEPE ny mpiadina miisa 515 081 manerana ny Nosy, anio tontolo andro. Efa vonona ny fotodrafitrasa sy ny fitaovana handraisana azy ireo eny amin’ny foibem-panadinana. Momba ny lamina, tsy afaka miditra amin’ny foibem-panadinana ireo mpanaraka ary olona iray ihany no manatitra ny sakafo atoandro hitandroana ny filaminana. Ampy […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampianarana ambony : nalefa isaky ny oniversite ny karaman’ny mpampianatra an-tselika
Nahita vahaolana ihany ny minisiteran’ny Fampianarana ambony manoloana ny olan’ny karaman’ny mpampianatra sy ny tambin-karaman’izy ireo. Taorian’ny fanambaran’ ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka nandritra ny filankevi-pirenena fa hiteraka fampikatsoana ny asa fampianarana sy fikatonan’ny oniversite miankina amin’ny fanjakana ny tsy fandoavan’ ny fanjakana ny karaman’ny mpampianatra an-tselika (vacataire) sy ireo mpikaroka […]
Analanjirofo : Kaominina 100 hisitraka ny tetikasa Rindra
Fanamafisana ny fampitondrana eto Madagasikara. Fametrahana ny tany tan-dalàna sy seha-panjakana mangarahara. Fanajana ny zon’olombelona. Fitantanana mifantoka amin’ny fahamarinana mba ho andrimpanjakana mampihatra ny tamberin’andrakitra ho an’ny olom-pirenena mampivoatra ny demokrasia. Ireo ny voalaza fa sehatra hiasan’ny tetikasa Rindra nandritra ny atrikasa natao, nandritra ny telo andro tao amin’ny faritra […]
Fiovan’ny toetr’andro: nihena ny vokatra kafe
Nilatsaka ho 735 920kg ny vokatra kafe ao amin’ny faritra Atsimo Atsinanan’ny Nosy, tamin’ity taona ity. Nihena ny vokatra raha oharina tamin’ny taona 2021 izay nahatratra 1 995 484kg. Antony nahatonga izany ny fiovaovan’ny toetr’andro, hoy ny fanazavan’ny talem-parity ny Fampiroboroboana ny indostria, varotra sy ny fanjifana ao Atsimo Atsinanana. […]
Banky foiben’i Madagasikara : volamena 1 080 kilao navadika hanan-danja ara-bola
Naseho, omaly, teny Antaninarenina, ny vola volamena 50 Ar, entina hanamarihana ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Banky foiben’i Madagasikara. Naseho nandritra ny hetsika ihany koa ny birikim-bolamena malagasy voalohany milanja 12.5 kilao namboarina tany Istanbul. Vita ny famadihana ny volamena voadio (or doré) novidin’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) ho lasa hanan-danja […]